Ampefiloha. Festival Betsileo Miregnigna 2015

Dimanche, 19 Juillet 2015 12:16 Articles
Imprimer

Ralambozafy Raoto, mpikambana ao amin'ny “Betsi Groupe” izay marihina fa tsy misy Filoha fa mitovy lenta daholo fa samy manana ny anjara andraikiny avy


Araka ny hitanareo eo amin’ilay « affiche » dia hikarakara Festival ny “Betsi Groupe”, ny 1 Aogositra 2015, ao amin’ny ANS Ampefiloha.

Ao anatin’io vidéo ambony io (mila manaraka ny teknolojia amin’izao vaninandro izao ianareo mpamaky e!) no manazava bebe kokoa ry Andrianirina Fanjatiana, Ralambozafy Raoto sy Holiarisoa Marie Gestia.


Avy ankavia miankavanana: Andrianirina Fanjatiana, Ralambozafy Raoto sy Holiarisoa Marie Gestia

Ny azo ambara an-tsoratra eto dia avy ao amin’ny faritan’IFianarantsoa ny Betsileo, sao mbola misy tsy mahafantatra.Fa Malagasy ihany ka.

Jeannot Ramambazafy – Sary: Harilala Randrianarison

Mis à jour ( Mardi, 04 Août 2015 13:09 )