Paris : Fête de l'Indépendance, Champs de Mars

Lundi, 20 Juin 2011 05:56 Madagate affiche
Imprimer

PARIS FRANCE

Dans le cadre de la célébration de l'indépendance de Madagascar, un pique-nique familial suivi de la retraite aux flambeaux sera organisé le 25 juin 2011 à partir de 20h (Champs de Mars).


Samy....

Samy tompon'andraikitra amin'ny tenany, ny ankohonany, ny fikambanany, ny fiangonany....

Samy mitaona ny namany

Samy mitondra ny sakafony

Samy tsy mitondra zava-pisotro misy alikaola

Samy tsy mifoka zava-mahadomelina

Samy mitondra arendrina izay manana

Samy mitondra labozy na ny manana arendrina na ny tsy manana

Samy mitondra sainam-pirenena malagasy izay manana

Samy maka fy

Samy mangaina raha ratsy ny andro

Samby tsare !

Amin'ny sabotsy mifankahita e !

Mis à jour ( Lundi, 20 Juin 2011 07:16 )