]
Les quotidiens du 24 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Madagascar et la COI : La Grande île revient progressivement au sein du concert des Nations

Madagascar et la COI : La Grande île revient progressivement au sein du concert des Nations

Photo de famille devant le Ministère des affaires Etrangères sis à Anosy Antananarivo

Madame Yvette Sylla, ministre des Affaires étrangères, a eu ce samedi 9 avril 2011, dans la matinée, une séance de travail avec les membres de la délégation de la COI, à la salle de conventions du ministère à Anosy.

Etaient présents, les ambassadeurs de l’île Maurice et de la France. A l’issue de cette séance de travail, un point de presse conjoint a été donné :

Pour sa part, Madame le Ministre a rappelé les relations diplomatiques, économiques et culturelles, qui lient Madagascar aux autres îles de l’Océan indien. Elle a ensuite mis l’accent sur les efforts et les avancées des Malgaches eux-mêmes, dans leur recherche d’une sortie de crise. Cela, depuis la conférence d’Ivato jusqu’à à la mise en place du gouvernement d’union nationale. Elle a enfin évoqué les motifs de la visite de cette délégation de la COI à Madagascar. A savoir :

- L’aide à Madagascar dans la recherche de la sortie de crise ;

-Le soutien à la Grande île pour qu’elle puisse retrouver sa place dans toutes les instances, tant au niveau régionale que sur le plan internationale.

Les recommandations d’Arvin Boolell


De son côté, Dr Arvin Boolell, ministre mauricien des Affaires étrangères et actuel président en exercice du conseil des ministres de la COI, a renforcé les déclarations de Mme Sylla, en réitérant  la volonté de la Commission d’« épauler les frères et sœurs malgaches dans ce processus ». Ce fut également, pour lui, une occasion de remercier la médiation de la SADC qui a contribué à l’élaboration de la feuille de route.

Il a recommandé le renforcement de la CENI, dans les domaines administratif, financier et technique afin que les futures élections se déroulent, autant que possible, dans la transparence pour être crédibles, donc reconnues et acceptées par tous.

Il a aussi souligné la nécessité du respect des droits universels humains du peuple malgache de son droit d’expression.  « La COI rappelle ses devoirs de solidarité envers les pays membres et insiste sur le fait qu’on ne peut lutter seul sans le soutien de la communauté internationale ».

Dans cette optique, la présidence de la COI propose de soutenir Madagasca afin de permettre ce pays de retrouver sa place au sein des instances régionales et multilatérales. Et, pour plus de pragmatisme, le Dr Arvin Boolell s’est proposé de convoquer une réunion des ministres des Affaires étrangères de la COI. Il a insisté sur la présence effective de Madame le ministre des Affaires étrangères malgache à cette future réunion.

En se basant sur ces avancées, il est indéniable que, lentement mais inexorablement, Madagascar revient progressivement au sein du concert des Nations.

Qui donc irait encore mettre des bâtons dans les roues d’un processus inévitable, étant donné que toute période transitoire, donc provisoire, a une fin ? Laisser trainer les choses ou les faire trainer à dessein relève de la haute trahison envers la Nation et le peuple. Il est grand temps de tourner une page de l’Histoire. Nous ne sommes pas immortels. Cette délégation de la COI conduite par son président, le Dr Arvin Boolell, quittera Madagascar le dimanche 10 avril 2011 en début d’après-midi.

Jeannot RAMAMBAZAFY

=============================================

Fanambarana nataon’ i Ramatoa Minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy,
Ramatoa Yvette Sylla

Ramatoa Yvette Sylla

Tonga eto amintsika ireo mpikambana ato amin’ny COI (Vaomiera itambaran’ny nosy dimy ao anatin’ny faritra atsimo andrefan’ny Ranomasimbe indiana), tarihin’ny minisitry ny raharaham-bahiny Maorisiana izay sady filohan’ity vondrona ity amin’izao fotoana izao. Tonga eto izy ireo mba hanamafy ny fifandraisana sy ny firosoana amin’ny fankatoavana an’i Madagasikara.

Mahatsapa manko izy ireo fa betsaka ny ezaka vitan’ny Malagasy, nanomboka tamin’ny fihaonambem-pirenena teny Ivato (« conférence d’Ivato ») hatramin’ny fametrahana ny governemanta iaraha-mitantana.

Anisan’ny nitsipaka ny sazy izy ireo ary notohizana foana ny fiaraha-miasa.

Koa vonona izy ireo :

- Hanampy an’i Madagasikara amin’ny firosoana amin’ny fankatoavana ;

- Hampandeha sy hanatevina ny fiaraha-miasa ara-toekarena misy, mba ahafahan’ny vahoaka malagasy hiala amin’ny fahasahiranana.

Tsy ny lasa no jerena fa ny ho avy no banjinina. Miova ny tontolo iraisam-pirenena koa tokony hiova isika mba hamaly ny fanamby miandry. Tsapan’izy ireo fa ny tsy fisian’ny Madagasikara eo anivon’izany dia mametraka olana lehibe. “Misy namana tsy ao”. Noho izany dia nanolotra tolokevitra ny mba hisian’ny Fihaonambe ny Minisitry ny Raharahambahiny eto amin’ny faritra izy ireo noho ny Soa Iombonana.

A-FIARAHA-MIASA ARA-PARITRA

1. Ny COI dia Vaomiera itambaran’ny nosy dimy ao anatin’ny faritra atsimo andrefan’ny Ranomasimbe indiana : Comores, France (Réunion), Madagascar, Maurice, Seychelles.

2. Ny 10 janoary 1984 no noforonina ny COI. Ny tanjona tamin’izany dia ny hoe “Ranosim-be Indiana, faritry ny fandriam-pahalemana”, sy noho ny fahatsapana ny fitoviana misy eo amin’ny lafiny kolotsaina sy fiaraha-monina. Tao anatin'ireo taona 1980 ireo no nisian’ny fivoaran’ny fiaraha-miasa ara-paritra antsoina hoe « coopération de seconde génération ». Tamin’izany no nisy ny fifananantonana teo amin’ny firenena mpifanolo-bodirindrina.

3. Tsy ny maha-mpifanakaiky azy ireo ara-jeografika ihany no mampifandray ireo nosy dimy ato amin’ny COI, fa eo ihany koa ny fifandraisana ara-tantara sy eo amin’ireo mponina mipetraka ao.

4. Ny COI no vondrom-paritra akaiky indrindra misy an’I Madagasikara.

5. Tokony hisahana ny famatsiana ireo Nosy manodidina I Madagasikara amin’ny sakafo sy ny vokatry ny tany, raha ny velarana sy ny halonaky ny tany azo volena ananany no jerena.

6. Ireo sehatra iaraha-miasa eo anivon’ny COI, raha tsy hiteny afatsy ireo zava-nitranga mitana ny sain’ny mpanara-baovao tato ho ato isika:

- Ny jono, ny ady atao amin’ny fandotoana ny ranomasina (pollution marine), ny fandrindrana ny fiarovana eo amin’ny lafiny fitaterana andranomasina, ny ady amin’ny fanafihan’ny jiolahin-tsambo: iaraha-mahalala moa fa ny ranomasina no hikambanantsika.

- Ny fiomanana amin’ny fiatrehana ny loza voa-janahary sy fitantanana sy fiarovana ny sisintany (“aire marine protégée”).

- Ny ACCLIMAT («adaptation aux changements climatiques») na fiomanana amin’ny fiatrehana ny fiovaovan’ny toe-trandro.

- Eo amin’ny sehatry ny fahasalamana: fanaraha-maso sy fitiliana ny valan’aretina mety hiseho toy ny Sida, Paludisme, sns…

- Ny Concept « Iles Vanille »: ny mpizaha tany amin’izao fotoana izao dia mirona kokoa amin’ny fahafantarana ny faritra manontolo (« destination région ») fa tsy voatery ho firenena iray fotsiny. (« destination pays »).

B- FIFANDRAISANA ROA LAFY (Maorisy-Madagasikara)

1. Misy fifanarahana roa lafy maromaro vita sonia eo amin’i Madagasikara sy Maorisy : (Ny fifanaraham-piarahamiasa ankapobeny, eo amin’ny lafiny fifanakalozana ara-barotra, ny fizahan-tany ary ara-kolo-tsaina). Misy araka izany ny Fitaovana enti-miasa («instruments de coopération»), eo koa ny risi-po.

2. Maimaim-poana ny « visas » na ho an’ireo mpivahiny Malagasy mankany maorisy izany na ho an’ireo mpivahiny maorisiana tonga eto Madagasikara, fanararaotra izany ho fampandrosoana ny fizahan-tany.

3. Madagasikara dia manantena ny fanampian’I Maorisy amin’ny fampandrosoana ny fizahan-tany, azo tsapain-tanana ary fantatra moa ny fahaiza-manao ananan’I Maorisy ny amin’io lafiny io.

4. Asaina ny Nosy Maorisy handray anjara amin’ny fihaonana iraisam-pirenena momba ny fampiasam-bola amin’ny lafiny fizahan-tany izay hatao tsy ho ela eto Madagasikara.

5. Ny fifandraisana akaiky sy matotra misy eo amin’I Maorisy sy India dia tokony ho fanainga mba ho fanatanterahana ny fifanarahana telo lafy Maorisy-Madagasikara-India.

6. Eritreretina ny hisian’ny “Commission mixte” Madagasikara-Maorisy ho fanamafisana hatrany ny fifandraisana roa lafy eo amin’ny firenena roa tonta. Izany dia kendrena hamoaka paik’ady ho amin’ny fampandrosoana mba hahatonga ny Nosy roa tonta ho lasa “Pôle de croissance régional”.

Ramatoa Yvette Sylla, minisitry ny Raharaham-bahiny Malagasy

Androany, Asabotsy faha-9 Aprily 2011

Mis à jour ( Samedi, 09 Avril 2011 20:02 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)