]
Les quotidiens du 23 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Toliara: quand le colonel Florens Rakotomahanina sème lui-même le trouble

Toliara: quand le colonel Florens Rakotomahanina sème lui-même le trouble

Le colonel Rakotomahanina Harimanantsoa Florens Louis Gilbert

CLIQUEZ ICI

TOLIARA MIJORO CONDAMNE LE DISCREDIT DE SES JEUNES


Lors d’un point de presse qui s’est tenu le dimanche 10 août 2014 à Kilisoafilira, Toliara Mijoro (TM), formation politique, d’obédience UNDD du Pr Albert Zafy, condamne vigoureusement la publication, par le responsable de la CIRGN Analamanga, comme quoi « 60 jeunes venant de Toliara, portant des gourdins et de longs coupe-coupes, auraient débarqué par taxi-brousse pour semer des troubles dans la capitale ». Il s’agit du colonel Rakotomahanina Harimanantsoa Florens Louis Gilbert qui, dès lors, sème lui-même des troubles dans l’esprit de la population.

Fosy et Jeannot Roberval interpellent ainsi ce premier responsable de la sécurité de la région Analamanga, haut gradé de surcroît, pour ses « révélations ». En ayant proféré de tels propos sans fondement dans les médias, il a jeté le discrédit sur tout Toliara. Fosy et Jeannot ont indiqué que quelques jeunes, faussement accusés d’être des fauteurs de troubles venant de Toliara, seraient déjà arrêtés à Antananarivo.


Ce discrédit étant dit et publié, Toliara Mijoro, non seulement condamne l’acte, mais demande aux mêmes responsables de montrer publiquement ces jeunes arrêtés pour les confondre et les reconnaître. « Nous avons aussi des problèmes d’insécurité à Toliara », continue TM, « nous aurions préféré, si autant de jeunes existaient, qu’ils s’occupent d’abord de leur ville au lieu de semer des troubles ailleurs ».


En fait donc, c’est le colonel Florens Rakotomahanina lui-même qui sème le trouble dans l’esprit de la population et ses déclarations -qui n’engagent que lui- démontrent une intention dangereuse de dresser des Malgaches contre d’autres Malgaches. Encore un manque de discernement pour un militaire censé être un stratège. Mais où diable pêche-t-il ses renseignements « sûrs » à... 15 milliards d'ariary ?

En tout cas, avec cette loi 2014-006 sur la cybercriminalité, il est évident que tout le monde peut accuser tout le monde de n’importe quoi. Et si le vrai problème n’était pas là ?

Toliara, 10 août 2014

Adriana RAZA

************************************

Mpikarama ireo noheverina hanakorontana ?

Mbola mitana ny sain’ny maro ny mahakasika ny fanambarana nisesisesy nataon’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny CIRGN sy ny Emmo-Rég. Ireto farany izay tsy mitsaha-manizingizina fa misy fikasana hamboly korontana eto Antananarivo ary efa fantatra ireo mikotrika izany. Tamin’ny herinandro lasa teo dia ny lehiben’ny CIRGN mihitsy no nilaza fa misy andian’olona maro izay efa fantatra fa nokaramaina ho tonga eto Antananarivo hanao izany asa fanakorontanana izany. Nambarany ihany koa fa efa nisy ampahany tamin’ireo olona ireo hita teny amin’ny fiantsonan’ny fiara mpitondra mpandeha teny amin’ny Fasan’ny karana. Nitondra antsy lava izy ireo, araka ny fanamarihana nataony.

Raha nanontaniana ny mikasika ny fahatongavana olona mitondra antsy lava avy any amin’ny faritra ny mpitatitra sasantsasany dia nilaza fa tena misy tokoa izany, saingy tsy araka ny fiheveran’ny mpitandro filaminana azy ny anton-dian’izy ireo. Araka ny fahitan’ireo mpitatitra mpampitohy ny faritra Atsimo-Atsinanana amin’Antananarivo, dia olona handeha hikarama any amin’ireo faritra na toerana samihafa izay mampaka-bary amin’izao fotoana izao ireto mitondra antsy ireo ary efa saika isan-taona no manao izao fifindra-monina mba hikarama izao.

Ny antsy dia fitaovana hampiasain’izy ireo amin’izay karama ataon’izy ireo. Nomarihan’ny mpitatitra ihany koa fa amin’ny ankapobeny dia manao andiany ireo mpikarama rehefa mandeha ary misy mihitsy aza ny mamandrika fiara fitaterana iombonana.

Amin’izao fotoana izao indrindra no maha-betsaka azy ireny, hoy hatrany ny fanazavana azo avy teny amin’ny Fasan’ny karana, ary tsy vitsy ihany koa, ireo mpitatitra izay manararaotra izany ka tsy manao afatsy ny mitatitra ireny andian’olona mpikarama manao famandrihana manokana ireny.
Mampametra-panontaniana, arak’izany, ny mahakasika ilay fanambarana nataon’ny tomponandrikitra avy ao amin’ny Fandriam-pahalemana tamin’ny faran’ny herinandro teo. Misy marina ve ilay hoe fikononkononana fanankorontanana any ho any ? Sa kosa, fahadisoam-pijerin’ny mpikaroka sy mpampita vaovao ho an’ny mpitandro filaminana no nisy ?

Satria tranga mety hiseho tokoa ny fampifangaroana ireo olona mpitady karama amin’ireo izay voalaza fa hanakorontana. Ny mahagaga amin’ity raharaha ity ihany koa dia ny fahitana fa mijanona eo amin’ny fanambarana sy ny fampitandremana fotsiny ihany ireo mpitandro filaminana manoloana ity ambarany fa fikononkononana fanankorontanana ity. Ho an’ny mpanara-baovao dia tokony hiroso avy hatrany amin’ny fisamborana na fitondrana ny raharaha eny amin’ny fitsarana izy ireo raha toa ka tena azo antoka ny loharanom-baovao momba izany. Marihina fa ny fahitana fa mionona amin’ny fanambarana fotsiny ihany ny mpitandro filaminana, no antony mahatonga ny mpanara-baovao hilaza fa “maminany indray” ireto farany.

Gazety LA NATION - 11 Aogositra 2014

Mis à jour ( Lundi, 11 Août 2014 19:09 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)