]
Les quotidiens du 24 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Manifestation Madagascar-PNUD: inauguration de la Clinique Juridique de Toliara

Madagascar-PNUD: inauguration de la Clinique Juridique de Toliara

Madame Fatma Samoura, représentente permanente du Pnud à Madagascar

Toliara, 24 août 2012. C’est ce jour qu’a été inauguré la Clinique juridique (CJ) (« Trano Aro Zo » en malgache). Ce, en présence de la ministre de la Promotion de l’Artisanat, Madame Elisa Alibena Razafitombo et de la représentante permanente du Pnud à Madagascar, Madame Fatma Samoura.

 

Pour mieux informer la population sur ses droits et afin de promouvoir la justice pour les couches les plus vulnérables, le ministère de la justice a été appuyé par le PNUD pour l’installation des cliniques juridiques dans 5 (cinq) centres depuis 2007, à savoir Antananarivo, Mananjary, Manakara, Farafangana et Tolagnaro. Cette année 2012, une sixième clinique a été instaurée à Toliara dont le lancement a eu lieu le 24 août 2012.

Les cliniques juridiques sont des structures externalisées du Ministère de la Justice et mises en œuvre par des associations, instaurées au niveau communautaire permettant l’accès des plus démunis et des plus vulnérables à un mécanisme habilité à résoudre leurs problèmes par le biais de la conciliation. Elles servent comme mode alternatif de résolution des conflits, ou d’une orientation assistée en vue de la saisine des services publics compétents.

Le PNUD appuie le Ministère de la Justice et le Ministère de la Population et des affaires sociales, dans une approche novatrice, qui permet de joindre la prise en charge juridique à la prise en charge psychosociale des victimes de violations des droits de l'homme, au sein de la clinique juridique; qui devient ainsi une clinique juridique et un centre d'écoute.


Selon les dernières statistiques, ce sont 70% de la population de la ville de Toliara, qui font l’objet de sévices allant de l’agression verbale au viol, en passant par l’inexistence pour mère de famille d’une part des rentrées d’argent de son époux ou concubin. La majorité des personnes touchées sont des femmes qui ignorent leurs droits en la matière. D’où la nécessité de l’existence de cette CJ, lieu de rencontre, d’échanges d’idées, de doléances mais surtout de prise en charge psycho-sociale. Reportage.


Mahatratra 70% ny hiaran’ny herisetra raha ny eto Toliara, ka ny herisetra ara-moraly no ankamaroan’izany, izay vehivavy no tena tratrany, toy ny teny masiaka ataon’ny lehilahy ny vadiny, ny tsy fanomezana vola ny ao an-tokatrano. Misy ihany koa anefa ny vehivavy izay mahitahita manana fivelomana no maneho ihany koa amin’ny lehilahy ity herisetra ara-moraly ity ary tsy adino ihany koa ny fanolanana. Ny vokany dia mbola maro ny olona no tsy sahy maneho izany fitarainana mianjady aminy izany eny anivon’ny polisy na ny zandary indrindra moa fa ny mitory.


Ny antony dia ao aloha ny tsy fahafantarany ny tena zony, eo koa ny tsy fahaizana taratasy, ary fahatahorana manatona biraom-panjakana. Santionan’ny zava-misy ireo, ka nahatonga ny FAFED sy ny CAFED nangataka ny hisian’ny ivon-toerana Trano Aro Zo na “Clinique juridique” eto Toliara. Izany dia niaraha-niasa tamin’ny minisitera ny Mponina sy ny minisitera ny Fitsarana, ary nanohana ny kosa ny PNUD.

Ity ivon-toerana ity araka izany dia ho fampiroboroboana ny miralenta eo amin’ny sehatrin’ny fampandrosoana, izay tanjon’ny FAFED rahateo. Tsikaritra fa maro ny endrika isehoan’ny sakana eo amin’ny fiaraha-monina ka manohintohina ny zo maha olona ny tsirairay.

Raha tsorina dia marary ny sosialim-bahoaka ka mila fitsaboana, ka izany indrindra no antony nanorenana ity Trano Aro Zo ity izay natao :

- handraisana, hihanoana, hanoroana ny lalĂ na

. hanome toro-marika ireo rehetra mahatsapa fa voatohintohina ny zony.

Ny fifanampian’ny fiaraha-monina dia anisan’ny kolontsaina ny vahoaka Malagasy ka tsy maintsy avoitra.


Notokanana ny 24 Aogositra 2012 ity Trano Aro Zo eto Toliara ity. Nisolotena ny mpitondram-panjakana taty an-toerana ny minisitry ny Fampiroboroboana sy ny Asan-tànana, Ramatoa Elisa Zafitombo Alibena; nanatrika izany fanokanana izany ny Solotena maharitra ny PNUD, Ramatoa Fatma Samoura. Teo koa ny Tale jeneraly ny minisiteran’ny Mponina, ny solotena avy ao amin’ny minisiteran’ny Fitsarana, ary ny solotenan’ny manampahefana eto Toliara notarihan’ny Lehiben’ny faritra Atsimo Andrefana.

Ireo rehetra nandaha-teny dia samy nitatitra ny maha zava-dehibe ny fisian’ity Trano Aro Zo ity, ary nanentana ny vahoaka ao Toliara mba tsy hiraviravy tànana fa ho sahy haneho ny tsy mety manoloana ny herisetra miajady aminy.


Ny solontena maharitra ny PNUD moa dia nilaza mihitsy fa ny fandehanana maneho ny tsy mety eny anivon’ny fitsarana dia anisan’ny zo iray lehibe eo amin’ny olombelona,ary fitaovana iray tena ilaina mba ho fiadiana mahomby eo amin’ny ady amin’ny fahantrana.

Andraikitra voalohany ny PNUD ny fampihenana ny tahan’ny fahantrana ary manampy ny mpitondra ao amin’ny firenena iray hafahany manatanteraka izany ny ivo-toerana toa izao izay ho entina indrindra ho fanelanelanana eo amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana, ny fitsarana ary ny vahoaka, ka ny andraikitra aminin’izany dia ny hamahany ireo olana farany izay kely indrindra eo anivon’ny fiaraha-monina, ary ny fanamafisana ny fahafantarana ny zon’ny tsirairay.

Ny taona 2007 dia efa natsangana ny Trano Aro Zo ao Manakara, Mananjary, Farafangana, Fort-Dauphin,ary ao Antananarivo. Ankehitriny kosa dia anjaran’ny eto Toliara. Ka mba hanampy betsaka:

- ny mponina amin’ny tsy fananana ny eo ampelan-tànana raha misy mahazo azy;

- ireo hiaran’ny tsindry hazo lena samihafa, izay hita fa mahatonga valifaty ;

- ireo tsy mahalala ny zony tokony ananany.

Maimaim-poana araka izany ny asa rehetra atao ao amin’ny Trano Aro Zo, ary ahitana mpiasa miisa 9 mianadahy, ka iray mpahay lalàna (“juristes”), ary ny roa amin’izy ireo mpanampy (“auxiliaires de justice”).

Madame Elisa Alibena Razafitombo, ministre de la Promotion de l'Artisanat

Ny minisitry ny Fampiroboroboana sy Asan-tànana kosa dia nentana mba tsy hatahotra hanatona ity ivo-toerana ity raha misy ny tsindry hazo lena mahazo. Eo ihany koa ny fanentanany ny tokony hidirana amin’ny sehatrin’ny asan-tànana. Noderaina manokana moa ny ezaka toa izao izay vokatry ny fiaraha-miasa ny telo tonta dia ny minisiteran’ny Mponina, ny ministeran’ny Fitsarana ary ny PNUD.


Ny lehiben’ny faritra Atsimo Andrefana kosa dia nilaza fa ny fandraisana olona amin’ny endrika mirana no tena antoka iray hafahan’ireo vahoaka sahy maneho ny mahazo azy. Matetika mantsy dia izay fandraisana izay no hita fa somary misy indro kely ka mahatonga ireo mponina tsy sahy manatona ny birao.



Nanentana araka izany ny tenany mba hananan’ireo olom-panjakana miasa eny anivon’ny ireny birao ireny (indrindra fa ny biraom-panjakana) mba hampiseho sy hanana toetra mendrika amin’ny fandraisana olona.

Soratra sy sary : Andry Rakotonirainy, iraka manokana any Toliara ho an’ny www.madagate.com

Mis Ă  jour ( Lundi, 27 AoĂ»t 2012 07:52 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)