]
Les quotidiens du 23 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Déclaration Madagascar: le Fivmpama (secteur privé) à la Primature

Madagascar: le Fivmpama (secteur privé) à la Primature

"Ntsoa" Randriamifidimanana devant le Point Pacom, route-digue

PRIMATURE

COMMUNIQUE

Le Premier ministre reçoit les nouveaux membres du bureau du FIVMPAMA

Mahazoarivo : 22 Août 2012

Les nouveaux membres du bureau du FIVMPAMA ou Groupement des Opérateurs Economiques Malgache conduits par leur président récemment élu, Monsieur RAMANANTSOA "Ntsoa" Randriamifidimanana ont effectué une visite de courtoisie auprès du Premier ministre Jean Omer BERIZIKY, ce 22 août 2012 au Palais de Mahazoarivo.

Malgré la crise politique que traverse Madagascar actuellement et la crise internationale qui affecte le secteur économique et l’économie en général, le FIVMPAMA a montré sa volonté de raffermir davantage sa collaboration avec l’Etat.

Pour sa part, le Premier Ministre réitère la nécessité d’un dialogue afin d’harmoniser les points de vue face à la situation actuelle. Ainsi, il a rappelé qu’une plate forme de dialogue Public-Privé est déjà en place et fonctionnelle, ce afin d’aboutir à une décision concertée. Pour finir, le Chef du Gouvernement a affirmé la confiance accordée au Secteur Privé malgré les conditions difficiles dans lequel se trouve le pays.

Cellule Communication Primature

==============================================================

PRIMATURE

FAMPITAM-BAOVAO

Praiminisitra nandray ny mpikambana ao amin’ny birao vaovaon’ny FIVMPAMA

Mahazoarivo : 22 Aogositra 2012

Nihaona voalohany tamin’ny Praiminisitra Omer Beriziky, teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo, ny mpikambana ao amin’ny birao vaovaon’ny FIVMPAMA na ny Fivondronan’ny Mpandraharaha Malagasy, notarihin’ny Filohany Andriamatoa RAMANANTSOA Randriamifidimanana, ny alarobia faha- 22 aogositra 2012.

Naneho ny fahavononany hiaraha-hiasa hatrany amin’ny fanjakana ny FIVMPAMA sy ny birao vaovao mitantana azy (mandritra ny telo taona) na dia mandalo fotoan-tsarotra aza ny firenena noho ny krizy eran-tany sy noho ny krizy politika eto Madagasikara. Krizy, izay misy fiantraikany eo amin’ny asa fandraharahana sy ny toekarena amin’ny ankapobeny.

Nohamafisin’ny Praiminisitra fa ny fifampiresahana sy fiaraha-midinika no ahafahana miroso amin’ny fampandrosoana ny firenena. Vonona handray andraikitra hoy izy ny Governemanta hiara-mitady amin’ny mpandraharaha ny fomba hampitomboana ny famokarana. Ary ao anatin’ny marimaritra iraisana hahazoana fanapahankevitra iombonana no hanatanterahana izany. Notsiahivin’ny Praiminisitra araka izany fa efa mipetraka sy am-perinasa ny sehatra ifampidinihana sy ifanakalozana hevitra eo amin’ny fitondram-panjakana sy ny Sehatra tsy miankina. Notsipihin’ny lehiben’ny governemanta rahateo ny fitokisany ny Sehatra tsy miankina izay nahatontosa ny andraikiny na dia eo aza ny zavamisy eto amin’ny firenena.

Ny filohan’ny FIVMPAMA dia nanolotra fisaorana ny Praiminisitra izay nandray sy nihaino azy ireo tamin’ izao fitsidihana ara-pomba fifanajana teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo izao.

Cellule Communication Primature

Mis à jour ( Mercredi, 22 Août 2012 14:44 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)