]
Les quotidiens du 24 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Déclaration Madagascar élections 2013 : les observateurs de la MOE-UE se déploient

Madagascar élections 2013 : les observateurs de la MOE-UE se déploient

COMMUNIQUE DE PRESSE

Déploiement des 44 observateurs de longue durée de la Mission d’observation électorale de l’UE


Antananarivo, le 7 octobre 2013 – La Mission de l’Union européenne déploie aujourd’hui ses 44 observateurs de longue durée dans leur zone de responsabilité. Arrivés les 2, 3 et 4 octobre dans la capitale malgache, les observateurs ont suivi deux jours de formation ce week-end par les analystes électoraux, politiques, juridique et médias ainsi que par les coordinateurs de la Mission. Béatrice Atallah, Présidente de la Commission électorale nationale de Transition (CENIT) est également intervenue pour présenter son institution et évoquer la préparation des élections.


Les observateurs de longue durée de la Mission d’observation électorale de l’Union européenne partent à présent dans les 22 régions administratives de Madagascar. Ils vont observer l’ensemble du processus des élections. Ces dernières sont fixées au 25 octobre. Ils suivront la campagne électorale, les préparatifs logistiques, la formation du personnel électoral, les activités de sensibilisation et celles des partis politiques. Ils seront rejoints, une semaine avant le scrutin, par 50 autres observateurs.


9 analystes de l’équipe cadre sont déjà en poste à Antananarivo depuis le 25 septembre. La méthodologie des missions de l’UE prévoit d’observer l’ensemble du processus électoral, y compris le contentieux. Maria Muniz de Urquiza, Chef observatrice de la Mission, rendra public les premières conclusions de la Mission peu après le scrutin. Un à deux mois plus tard, elle présentera aux autorités publiques de Madagascar et aux citoyens un rapport final contenant une évaluation plus détaillée du processus électoral, dont une série de recommandations. Conformément à son mandat, la Mission de l’UE à Madagascar évaluera de manière circonstanciée et neutre les élections, au regard des normes internationales, régionales, et des règles du pays.


Le jour du scrutin, la Mission de l’UE comptera plus de 100 observateurs, venus de 26 pays différents, dont la Norvège, pays partenaire de l’UE en matière d’observation électorale. Une délégation du Parlement européen composée de 3 observateurs ainsi que des diplomates européens en poste à Antananarivo participeront également à l’observation.

* * * * ** * * * * ** * * * **

FAMPITAM-BAOVAO

Niainga anio ireo mpanara-maso ny fifidianana miisa 44 avy amin’ny Vondrona Eropeana


Antananarivo, faha-7 oktobra 2013 – Niainga aninkeheo maraina nihazo ireo toerana hiasany ireo Iraka mpanara-maso ny fifidianana miisa 44 avy amin’ny Vondrona Eropeana hiasa maharitra eto Madagasikara. Tonga ny 2, ny 3 ary ny 4 oktobra teto andrenivohitra izy ireo ary nanaraka fiofanana nandritra ny roa andro ny faran’ny herinandro teo niaraka tamin’ireo manam-pahaizana mikasika ny fifidianana, politika, lalàna, haino aman-jery ary ireo mpandrindra ireo iraka mpanara-maso. Isan’ny nandray anjara tamin’ny fanofanana ihany koa Ramatoa Béatrice Atallah, Filohan’ny Vaomiera Mahaleo tena mikasika ny Fifidianan’ny Teteza-mita ary nandritra izany no nilazany mikasika ny fanomanana ny fifidianana.


Nihazo ireo faritra miisa 22 eto Madagasika ireo mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny Vondrona Eropeana ireo, ary hijery manokana mikasika ny fifidianana izy ireo. Ny fifidianana izay hatao ny 25 oktobra izao. Hanaraka ihany koa ny fampielezan-kevitra, ny fampitaovana, ny fanofanana ireo olona mikarakara fifidianana, ny asa fanentanana ny vahoaka ary ny fihetsik’ireo antoko politika. Ho tonga hanatevin-daharana azy ireo ny mpanara-maso miisa 50 andro vitsy mialoha ny fifidianana.


Manam-phaizana miisa 9 mandrafitra ny Iraka no efa tonga teto Antananarivo ny 25 septambra. Ny fomba fiasan’ny Iraka avy amin’ny Vondrona Eropeana dia hanara-maso ny fizotry ny fandehan’ny fifidianana tafiditra anatin’izany ny fitoriana. Andro vitsy aorian’ny fifidianana dia hamoaka ampahibemaso Ramatoa Maria Muniz de Urquiza, lehiben’ny Iraka mpanara-maso ny fehin-kevitra nataon’izy ireo mikasika ny fifidianana.

Iray na roa volana aorian’izay dia hozaraina amin’ireo manam-pahefana eto Madagasikara sy ho ren’ny vahoaka maro anisa ny tatitra farany ahitana ny tombatombana mikasika ny fandrindrana ny fifidianana notanterahina teto Madagasikara, ahitana ihany koa ireo soso-kevitra. Mifanaraka indrindra amin’ny asa ampanaovina azy, ny Iraka avy amin’ny Vondrona Eropeana eto Madagasikara dia hanao tombana ara-drariny sy tsy miandany ny fifidianana araka ny fenitra iraisam-pirenena sy rejionaly ary mifanaraka amin’ny lalana misy ao amin’ny firenena.


Mandritra ny andro fifidianana dia miisa 100 mahery ireo mpanara-maso avy amin’ny Vondrona Eropeanana avy amina firenena miisa 26 sy avy any Norvège, isan’ny mpiara-miombon’antoka amin’ny Vondrona Eropeana amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana.

Hisy ihany koa ny delegasiona avy amin’ny Parlementa eropeana ahitàna mpanara-maso miisa 3 andrasana sy ireo masoivoho eropeana miasa eto Antananarivo ihany koa hanampy amin’ny fanaraha-maso ihany koa.

Peggy CORLIN

Attachée de presse

MOE UE Madagascar 2013

PHOTOS FOURNIES

Mis à jour ( Mardi, 08 Octobre 2013 09:14 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)