]
Les quotidiens du 24 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Déclaration Madagascar: la MOE UE formalise un cadre d’échanges avec les autres observateurs internationaux

Madagascar: la MOE UE formalise un cadre d’échanges avec les autres observateurs internationaux

Antananarivo, le 17 octobre 2013 - La Mission d’observation électorale de l’UE (MOE UE) a invité, ce jeudi 17 octobre 2013, ses homologues des autres Missions d’observation électorale déployées à Madagascar à participer à une rencontre dans ses bureaux. Ce premier rendez-vous, notamment avec les représentants de la Communauté de développement d'Afrique australe (SADC), de l’Union Africaine (UA), de l’Organisation internationale de la francophonie (OIF) et de l'Institut électoral pour une démocratie durable en Afrique (EISA), a permis de poser les bases des futurs échanges entre les missions, dans le cadre de l’observation du processus électoral actuellement en cours en République de Madagascar.

Lancée le 3 octobre, la MOE UE observe l’ensemble du processus électoral à Madagascar de manière neutre et indépendante. 44 observateurs de longue durée suivent actuellement la campagne électorale ainsi que la préparation administrative et logistique du scrutin dans les 22 régions du pays ; 50 autres les rejoindront dans les prochains jours.  Menée par la député européenne Maria Muniz De Urquiza, la Mission présentera 48 heures après le scrutin une évaluation préliminaire du processus électoral. Un rapport final et des recommandations seront présentés aux citoyens et autorités malgaches entre un et deux mois après les élections.

************************

SERASERA HO AN’NY MPANAO GAZETY - MG

Manamafy ny fiaraha-miasa amin’ireo mpanara-maso iraisam-pirenena amin’ny fifidianana eto Madagasikara ny Iraka mpanara-maso avy amin’ny Vondrona Eropeana

Antananarivo, 17 oktobra 2013 - Nihaona tamin’ireo mpanara-maso iraisam-pirenena amin’ny fifidianana miasa eto Madagasikara ny ekipa mpitantana ny Iraka mpanara-maso avy amin’ny Vondrona Eropeana (MOE UE) ny alakamisy 17 oktobra. Isan’ny  nanatrika izany fihaonana izany ny solontena avy amin’ireo mpanara-maso avy amin’ny SADC, ny Vondrona Afrikana (UA), ny Vondrona Iraisam-pirenena ho an’ny tany miteny Frantsay (OIF) ary ny avy amin’ny Ivon-toerana misahana ny fifidianana sy ny fandalana ny demokrasia aty Afrika (EISA).

Nivaingana nandritra ity fihaonana ity ny fametrahana rafitra hisian’ny fifanakalozana amin’ireo samy mpanara-maso mikasika ny fanatanterahana ny fifidianana hatao eto Madagasikara.

Nanomboka ny fanaraha-maso ny fa natanterahana ny fifidianana atao eto amintsika ny faha-03 ny volana Oktobra teo ny Iraka avy amin’ny Vondrona Eropeana. Tsy mitanila sy mahaleo tena tanteraka izany fanaraha-maso izany.

Miisa 44 ireo mpanara-maso maharitra miparitaka any amin’ireo faritra 22 manerana ny Nosy efa manaraka akaiky ny fandehan’ny fampielezan-kevitra sy ny fanomanana rehetra amin’ny lafiny fampitaovana. Andrasana afaka andro vitsy ireo mpanara-maso hafa miisa 50.

Eo ambany fitarihan-dRamatoa Maria Muniz De Urquiza, solombavam-bahoaka eropeana dia misy ny fanambarana voalohany mikasika ny fahitany ny fanatanterahana ny fifidianana roa andro aorian’izany. Ny fanambarana farany sy ireo soso-kevitra rehetra kosa dia hozaraina amin’ireo mpitondra fanjakàna sy hatao fantatry ny vahoaka iray na roa volana aorian’ny fifidianana rehetra.

Peggy Corlin, attachée de presse de la MOE UE à Madagascar

Photo fournie

Mis à jour ( Jeudi, 17 Octobre 2013 14:14 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)