]
Les quotidiens du 23 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Déclaration Madagascar. Merci, Mercy Ships et à bientôt!

Madagascar. Merci, Mercy Ships et à bientôt!

Le navire-hôpital M/V Africa Mercy quitte Toamasina, Madagascar, mais reviendra en août 2015

Toamasina, République de Madagascar, 10 juin 2015: l’Africa Mercy, le plus grand navire -hôpital au monde dirigé par Mercy Ships, a quitté la république de Madagascar après 7 mois de service. Le navire se dirige vers Durban, Afrique du Sud, pour une brève période à terre pour la maintenance de routine, des réparations et des mises à jour avant de retourner à Madagascar, en août, pour 10 mois de services supplémentaires. Dès son retour, l’Africa Mercy sera à nouveau amarré au port de Toamasina.


Quelques volontaires de l'Africa Mercy, le 25 octobre 2014

Après son arrivée, grandement célébrée le 25 octobre 2014, l’équipe de l’Africa Mercy avait immédiatement commencé à travailler pour sa mission : apporter l’espérance et la guérison aux populations de Madagascar. Le bateau a réalisé 1269 opérations spécialisées dans les domaines de la chirurgie ophtalmique (yeux), maxillo-faciale, plastique reconstructive, obstétrique (gynécologique), pédiatrique, orthopédique et quelques opérations de chirurgie générale. De plus, les personnes traitées dans la clinique dentaire de Mercy Ships située à terre dans l’hôpital Be ont dépassé le nombre de 5000.

Le programme de Mercy Ships, portant sur le développement de compétences, a collaboré avec le ministère de la Santé et les travailleurs de la santé de Madagascar, pour élargir la formation en soins dans plusieurs régions du pays. Plus de 300 travailleurs de la santé ont participé à des cours donnés par des instructeurs de Mercy

Ships ou ont été encadrés par des médecins et des infirmiers à bord de l’Africa Mercy dans des domaines tels que la chirurgie, l’anesthésie, les soins dentaires et infirmiers.

Pour le service de la saison 2015-2016, Mercy Ships va dépister des patients ayant besoin d’opérations entrant dans les mêmes spécialités chirurgicales que celles énumérées ci-dessus, en excluant les cataractes et en ajoutant plusieurs mois supplémentaires de chirurgie obstétrique. Le processus d’identification des patients aura lieu aux endroits et dates ci-dessous:


Les patients intéressés à une sélection pour la chirurgie pédiatrique orthopédique devront se présenter à un site de sélection avant le 20 octobre 2015.

Mercy Ships ne s’engage pas seulement à transformer des vies par les chirurgies gratuites spécialisées mais aussi à aider à améliorer l’infrastructure des soins de Madagascar. Un encadrement et des cours en soins de la santé seront à nouveau offerts aux prestataires de soins malgaches durant le service de la saison 2015-2016, incluant l’anesthésie pédiatrique, l’anesthésie obstétrique, les soins primaires lors de traumatismes, les compétences chirurgicales de base, la check-list de l’OMS pour une chirurgie sûre et possiblement aussi la technologie biomédicale.

MERCY SHIPS: QU’EST-CE?

Mercy Ships utilise des navires-hôpitaux pour apporter gratuitement des soins médicaux de pointe à ceux qui n’y ont pas accès ou de manière très limitée. Cette organisation se consacre aussi à des projets visant l’acquisition de compétences pour un développement durable des systèmes de soins dans les pays en voie de développement.


Deyon et Don Stephens

Fondé en 1978 par Don and Deyon Stephens, Mercy Ships a travaillé dans plus de 70 pays en mettant à disposition des services d’une valeur de plus de 1 billion de dollars et en traitant plus de 2.43 millions de bénéficiaires directs. Chaque année, l’équipage du navire-hôpital Mercy Ships est formé par une succession de quelques 1600 volontaires de plus de 40 nationalités. Les professionnels incluant des chirurgiens, dentistes, infirmiers, formateurs en santé, enseignants, cuisiniers, marins, ingénieurs et agriculteurs donnent de leur temps et de leurs compétences à cet effort tout en y contribuant financièrement en payant pour leur logement et leur nourriture à bord.

Mercy Ships se dédie à transformer des individus et servir des nations dans une même approche. Pour plus d’informations merci de visiter ou contacter www.mercyships.org:

Aux Etats-Unis:

Mercy Ships Media Liaison

Tel: (903) 939 7000

Email: Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.

www.mercyships.org

Dans le monde entier:

Diane Rickard

International Media Manager

Mercy Ships

Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.

***********************************

Ny sambo hopitaly M/V Africa Mercy dia niala teo Toamasina, Madagasikara, saingy mbola hiverina ny volana Aogositra 2015

Toamasina, Repoblikan’i Madagasikara, 10 jona 2015: Africa Mercy”, ilay sanbo hopitaly lehibe indrindra izay tarihin’ny Mercy Ships dia nianga teto amin’ny Repoblikan’ny Madakasikara rehefa nahavita asa nandritra ny 7 volana. Handeha hitodi-doha ho any Durban, Afrika Atsimo, mandritra ny fotoana fohy hikarakara sy hanomana ary hanatsara ny sambo alohan’ny hiverenana eto Madagasikara amin’ny volana Aogositra, mandritra ny 10 volana fanampiny hiasana eto. Raha vao tafaverina io sambo “Africa Mercy” io dia hiserana avy hatrany eo amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina.

Taorian’ny nahatongavany teo izay tena nakotro sy nankalazana tamin’ny 25 oktobra 2014, dia nanomboka ny asany avy hatrany ireo ekipan’ny “Africa Mercy” nitondra fanantenana sy fanasitranana ho an’ny mponin’ny Madagasikara. Io sambo io dia nahavita karazana fandidiana maro isan-karazany izay manodidina ny 1269 ary niandrekatan’ireo mpandidy mahay toy ny “chirurgie ophtalmique” (fandidiana maso), “maxillo-faciale”, “reconstruction plastique”, “obstétrique” (“gynécologique”), “pédiatrique”, “orthopédique”, ary ireo fandidiana sasantsasany amin’ny ankapobeany. Fanampin’izany koa ireo olona nahazo fitsaboina ara-nify izay teny ivelan’ny sambo dia teny amin’ny Hopitaly Be izany, izay nihoatra 5000 isa no vita tamin’izany.

Ny fandaharan’asan’ny Mercy Ships dia mba hitondra fivoaran’ny fahaizana ary ny fiaraha-miasa amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamana ary ireo mpiasan’ny fahasalamana eto Madagasikara mba ahafahana mampivelatra sy mampitombo ireo fihofafanana ara-pitsaboana amin’ny faritra manodidina ny firenena Malagasy. Nahatratra hatrany aminy 300 ireo mpiasan’ny fahasalamana nandray anjara tamin’ny fampianarana na ny fihofanana natolotry ny mpampihofana’ny Mercy Ships ary niadidian’ireo dokotera na koa ireo mpitsabo mpanampy tao amin’ny sambo, nahakasika ny fandidiana, anestezy, fitsaboana ny nify ary ny fanampiana amin’ny fitsaboana.

Mandritra fotoana fiasana ny taona 2015-2016, Mercy Ships dia hikaroka ireo marary izay izay mila fandidiana amin’ireo mpadidy manampahaizana amin’izany toy ireo voalaza sy voafaritra eo ambony, ahafahana ,ahena ny katarakta ary ampitomboina volana maromaro ny “Chirurgie Obstétrique”. Ny fijerena sy fisivanana ireo marary dia amin’ireto toerana sy daty eto ambany ireto:

• Antananarivo (20 jolay sy 20 aogositra)

• Taolagnaro (3 sy 4 septambra)

• Manakara (8 sy 9 septambra)

• Mahajanga (30 septambra sy 01 oktobra)

• Antsiranana (15 sy 16 oktobra)

• Mandritsara (4 sy 5 novembra)

• Andapa (9 sy 10 novembra)

• Toliara (25 sy 26 novembra)

• Fotadrevo (01 sy 2 desanbra)

Antsirabe (16 sy 17 desanbra)

Morondava (13 sy 14 janoary)

Ireo marary izay liana dia hisy sivana hatao ho amin’ny “chirurgie pédiatrique orthopédique” dia ho tonga amin’ny toerana fanaovana ny sivana ny 20 octobra 2015.

Ny Mercy Ships dia tsy hoe manova ny fiainan’olona amin’ny alalan’ny fandidiana sy ny fitsaboana ihany, fa mantsara ihany koa ireo fitaovana fitsaboana eto Madagasikara. Ny fampihofanana sy ny fampianarana ireo mpiasan’ny fahasalamana Malagasy dia mbola hitohy hatrany mandritra ny taona 2015-2016,miaraka amin’ny fahaizana mampiasa ny “anesthesia pédiatrique”, “anesthesia obstétrique”, ireo fitsaboana atao mandritra ny “traumatisme”, ny fahaizana mamehy tsara ilay atao hoe “chirurgical de base”, ny check-list-ny OMS amin’ny fandidiana azo antoka ary azo atao amin’izany atao hoe “technologie biomedicale” izany.

MERCY SHIPS: IZA MOA IZANY?

Mercy Ships dia sambo hopitaly izay mitondra fitsaboana maimaimpoana ho an’ireo izay manana fahasahiranana sy tsy afaka manoatra amin’ny fahalalana. Io fikambanana io koa dia mikendry hatrany hampianatra sy hampihofana mba hitondra fivoarana maharitra eo amin’ny sehatry ny fitsaboana amin’ireo firenena an-dalampandrosoana.

 

Deyon sy Don Stephen manolaona ny « M/V Africa Mercy »

Niforona tamin’ny taona 1978, tamin’ny alàlan’i Don ary i Deyon Stephen. Mercy Ships dia niasa tamin’ny firenena mihoatran’ny 70 ary mampiasa sy mandany vola mihoatra ny 2 tapitrisa dolara s ary mahita tombony na fanampiana manodidina ny 2,43 tapitrisa dolara isan-taona. Ny olona mipetraka ato amin’ny sambo hopitaly dia eo amin’ny 1600 eo ho eo, nilatsaka antsitram-po ary mihoatra ny firenena 40 samihafa fihaviana.


Ohatra ireo mampahaizana momba ny fandidiana, mpitsabo nify (“dentistes”), mpitsabo mpanampy (“infirmiers”), mpampihofana ara-pahasalamana, mpampianatra, mpahandro, tantsambo, injeniera ary mampahaizana ara-pambolena izay mahafoy ny fotoanany sy mizara ny fahaizany,ary amin’izany no mba ahafahan’izy ireo mahazo fanampiana ara-bola kely sy sakafo amin’ny fipetrahany ato amin’ny sambo.

Mercy Ships dia manambara fa miezaka ny manova ny fiainan’ny tsirairay ary manompo ireo firenena amin’ny fomba mitovy.

Raha mila fampahafantarana be be kokoa ianao dia manasa anao hitsidika na hiantso ny www.mercyships.org.

Aux Etats-Unis:

Mercy Ships Media Liaison

Tel: (903) 939 7000

Email: Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.

www.mercyships.org

Dans le monde entier:

Diane Rickard

International Media Manager

Mercy Ships

Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.

Mis à jour ( Jeudi, 11 Juin 2015 09:52 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)