]
Les quotidiens du 23 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Déclaration la communauté malgache de normandie est en deuil

la communauté malgache de normandie est en deuil

mamie

FILAZANA MANJO

Amin’ny Finoana sy Fanantenana lehibe ny Fitsanganan’ny Tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa nu malalanay

RABEZANDRINY teraka RAZANAMANANA Hélène

Mpiandry Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tamin’ny Alatsinainy 3 Novambra 2008 Hopital Militaire Laveran- Marseille, rehefa nivahiny 82 taona teto-an-tany :


Hoy:
NY ZANANY:

Atoa RABEZANDRINY Mahefa sy Fara mivady sy ny zanany FPMC (Canada)
Dr ANDRIANJAFINTSALAMA Augustin sy Dr Hary mivady sy ny zanany FPMA Montpellier
Atoa RABEZANDRINY Narifidy sy Josie mivady sy ny zanan y FPMA Rouen
Atoa RATSIMBAZAFY Roger sy Dr Lilia mivady sy ny zanany FPMA Marseille
Atoa ANDRIAMBOLOLO-NIVO Guy sy Blandine mivady sy ny zanany FPMA Paris Arago
Atoa RANDRIAMAROVOLA Sosthène sy Eldine mivady sy ny zanany FPMA Marseille
Atoa RABEZANDRINY Andriatsarafara sy Lila mivady sy ny zanany Madagascar
Dr RAKOTONDRALAY Harvel sy Lala mivady sy ny zanany FPMA Montpellier
Atoa RABEZANDRINY Herizo sy Liva mivady sy ny zanany Madagascar


NY ZAFIKELINY:

Atoa ANDRIANJAFINTSALAMA Rotso sy Lina mivady sy ny zanany FPMA Montpellier
Atoa RAKOTONDRAZAFY Christian sy Anna mivady FPMA Marseille
Atoa RANDRIAMAROVOLA Damien sy Nantenaina mivady sy ny zanany FPMA Marseille
Tina, Hery, Rija, Mirana, Fanja, Luc, Iony, Maeva, Johary, Ravo, Fitiavana, Malanto,
Judith, David, Noah, Jéremie, Jordan.

Ny Zafiafiny:
Maylis, Camille, Loïc.

Ny iraitam-po aminy, ny iraitam-po amin’ny vadiny, ny fianakaviana manontolo.

Ny fiangonana FPMA Aix-Marseille, FJKM Ankadifotsy, FJKM Akadindramamy, FPVM sy ny fifohazana Manolotrony, FJKM Ambaniala, FJKM Marobiby, FJKM Ankadimbahoaka, FJKM TanambaoV, FJKM Ambohitrandriamanjaka

Atao veloma farany ao @ Chapelle Hopital Militaire Laveran Marseille, ny alakamisy 6 Novambra @ 11h, dia halefa mody any Madagascar.

 

Ny nofony dia hiala ao Ankadindramamy lot II E 43 JL ny Alahady @ 12 h mba ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao @ fiangonana FPVM sy any @ FJKM Ambohitrandriamanjaka Rova Ambohimanga, ary ho hapetraka ao @ fasan-drazana Ambohimanoa Rova Ambohimanga

 

Mis à jour ( Jeudi, 06 Novembre 2008 12:30 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)