]
Les quotidiens du 26 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Déclarations Madagascar: mise en garde du gouvernement face à des actes… anachroniques

Madagascar: mise en garde du gouvernement face à des actes… anachroniques

COMMUNIQUE DE PRESSE

Déclaration du Gouvernement de Transition d’Union Nationale

Face à la situation qui prévaut actuellement et aux dérives flagrantes portant atteinte à la morale, à la dignité et aux valeurs de la société malagasy, le Premier Ministre et le gouvernement de Transition d'Union Nationale:

1- condamnent fermement toute incitation à la haine, utilisation de termes injurieux, propos désobligeants et diffamatoires, insulte proférés (sur banderoles, via tout support médiatique et graffitis etc...) par tout individu, toute personne physique ou morale. Ces actes sont qualifiés de délits prévus et réprimés par le code pénal malgache.

2- mettent en garde les auteurs et commanditaires de tentative de prise de ministères ou toute autre institution de la République.

3- engagent des poursuites judiciaires à l'endroit de tous auteurs et commanditaires de telles pratiques stipulées aux points 1 et 2.

4- soutiennent et encouragent les efforts des Forces de l'Ordre dans le maintien de l'ordre public.

Fait à Antananarivo, le 22 Mai 2013

Les Porte – Paroles du Gouvernement de Transition d’Union Nationale
Mme Elia RAVELOMANANTSOA

Ministre de la Culture et du Patrimoine

M. Jacques Ulrich ANDRIANTIANA

Ministre de la Jeunesse et des Loisirs

 

FAMPITAM-BAOVAO

FANAMBARAN’NY Governemantan'ny Tetezamitan’ny Firaisam-pirenena

Manoloana ny toe-draharaha misy ankehitriny sy ny fihoaram-pefy miharihary manohintohina ny fitondran-tena, ny hasina sy ny soatoavin'ny fiaraha-monina malagasy, ny Praiminisitra sy Governemantan'ny Tetezamitan’ny Firaisam-pirenena dia:

1-manameloka marindrano ny fihantsiana ho amin'ny fifankahalana, ny fampiasana teny fanompana, famingavingana na fanosoram-potaka (amin'ny alalan’ny sora-baventy, na fitaovan-tserasera samihafa, na fanoratana amin’ny rindrina, sns...) izay ataonà vatatenan'olona, na fikambanana. Ireo hetsika ireo dia voafaritra ho fandikan-dalàna voalaza sy voasazin'ny Fehezan-dalàna famaizana malagasy.

2- mampitandrina ireo mikasa handrombaka minisitera na andrim-panjakana samihafan'ny Repoblika sy ny mpaniraka azy.

3- mampihatra ny fanenjehana ara-pitsarana amin’ireo mpandika lalàna sy ny mpaniraka azy manao ireo fihetsika voalaza ao amin'ny andininy voalohany sy faharoa.

4- manohana sy mampirisika ireo ezaka ataon'ny Mpitandro filaminana amin'ny fitandroana ny filaminam-bahoaka.

Natao tao Antananarivo 22 Mey 2013

Ny Mpitondra Tenin’ny Governemantan'ny Tetezamitan’ny Firaisam-pirenena

Ramatoa Elia RAVELOMANATSOA

Minisitry ny Kolontsaina sy ny Vakoka

Andriamatoa Jacques Ulrich ANDRIANTIANA

Minisitry ny Tanora sy ny Alavoly

Mis à jour ( Mercredi, 22 Mai 2013 15:01 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024