]
Les quotidiens du 09 Jan 2025
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Madagascar: Décès de Rakotovao Panoël

Madagascar: Décès de Rakotovao Panoël


Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAKOTOVAO Panoël

Grand Croix de 2ème classe de l’Ordre National

Ancien Sénateur de Madagascar

Ancien Conseiller de Ministres de l’Economie

Ancien Administrateur des Compagnies ARO et Ny Havana

Ancien DG des Assurances Ny Havana

Co-Fondateur de la Banque Centrale de Madagascar

Ancien Directeur de l’Inspection de la Banque Centrale de Madagascar

Ancien Président du Conseil d’Administration de la SINPA

Directeur de la SGC (Société de Gestion et de Conseil)

Ancien Président de l’AEOM

Ancien Président de la Fondation Raoul Follereau

Dia nantsoin’ny Rainy hody any Aminy ny Zoma 03 May 2013 rehefa nivahiny 77 taona teto an-tany

Ny vadiny : Rtoa RAJERISON Orville Harivelo

Ny zanany :

- Paul Marie José sy Carmen RAHARIZONINA

- Daniel RAKOTOVAO sy Nathalie THUILLIER

- Serge sy Maryline RAKOTOVAO

- Yves sy Fanja RAKOTOVAO

Ny zafiny : Marine, Matthieu, Marion, Romane, Gwenaëlle, Arnaud, Stéphane

Ny iray tampo aminy :

- Terak’Itklahy RAJAOFETRA Robert

- Atoa RAKOTO Aimé mivady sy ny zanaka aman-jafiny

- Vady navelan’Itklahy RAKOTO Paul sy ny zanaka aman-jafiny

- Atoa ANDRIANANTOANDRO Panoël Helison mivady sy ny zanaka aman-jafiny

- Terak’Itklahy RAHARIJAONA Samuel

- Atoa ANDRIANATOANDRO Panoël Daniel mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

- Terak’Itklahy RABARIJAONA Michel sy Itkvavy RAJERISON Myriam ary ny zanaka aman-jafiny

- Terak’Itklahy RAMPARANY Joseph sy Itkvavy RAJERISON Justine ary ny zanaka aman-jafiny

- Atoa ANDRIANTAVY Evariste sy RAJERISON Jeanne ary ny zanaka aman-jafiny

- Terak’Itklahy RAJERISON Maurice sy Itkvavy RAZAFINDRALAMBO Lucie ary ny zanaka aman-jafiny

- Terak’Itklahy RAJERISON Fidèle sy Itkvavy RAKOTOMALALA Lydie ary ny zanaka aman-jafiny

- Rtoa RAMBOASOA RAJERISON Lygie ary ny zanaka aman-jafiny

- Pr RABARIOELINA Lala sy Itkvavy RAJERISON Victorine ary ny zanaka aman-jafiny

- Atoa RAJERISON Emmanuel sy ARASTE Denise ary ny zanaka aman-jafiny

- Terak’Itklahy RAMANANAHERISOA sy Itkvavy RAJERISON Jacqueline ary ny zanaka aman-jafiny

- Rtoa RAMBOAZANAKA RAJERISON Claire sy ny zanaka aman-jafiny

Ny Havany :

- Terak’Itkvavy RATOANDRO

- Terak’Itklahy RAPANOELA Edouard

- Terak’Itklahy RAINIVONONA

- Terak’Itklahy RATSIMIAH sy RAOZIVELO

- Terak’Itklahy RAINIKOTOLAMBO sy RANDRIAVINA

Ny Mpiara-miasa ao amin’ny SGC

Fiangonana FLM Ambatovinaky

Fiangonana FJKM Ambatolampy Fiaferana

Fiangonana Santa Barnabasy Ankadiefajoro

Fiangonana FLM Betafo Antampotanana

Ny Fokontany Ambohinambo Talatamaty

Ny Fokontany Ambatolampy Ambatobe

Ny Fokontany Ankadiefajoro

Ny Fokontany Fiadanana Betafo

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Villa Marine, Lot 608 III – Ambohinambo Talatamaty amin’ny Alarobia 08 may 2013 amin’ny iraik’ambin’ny folo ora atoandro, ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FLM Ambatovinaky, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny Fasan-drazany Ambatobe Fiaferana.

“... Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin’ny Tompo hatramin’izao...”

APOKALYPSY 14: 13

Mis à jour ( Lundi, 06 Mai 2013 13:18 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

CHAN 2025. Tafiakatra amin'ny dingana famaranana ny Barea tarihin'ny Kapiteny NINA

 

ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)