]
Les quotidiens du 10 Jan 2025
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Accident mortel à Behenjy: Solidarité Malagasy au plus haut niveau

Accident mortel à Behenjy: Solidarité Malagasy au plus haut niveau

COMMUNIQUE DE PRESSE

Accident mortel de Behenjy : Le Président RAJOELINA a pris en charge les victimes

Suite à l’accident mortel de transport en commun, sur la route reliant Antananarivo et Fort-Dauphin, survenu le Samedi 29 Juin 2013 vers 15heures dans la commune de Behenjy, à 40 km de la Capitale, faisant trois morts et plusieurs blessés, le Président de la Transition, SEM Andry RAJOELINA a mandaté un de ses conseillers, avec le Ministre de la Santé Dr NDAHIMANANJARA Johanita à l’hôpital Joseph Ravoahangy ANDRIANAVALONA où ont été admises les victimes. L’objectif est de rendre visite aux blessés et par la même occasion, présenter les condoléances aux familles des défunts.

De g. à dr.: NDAHIMANANJARA Johanita, MAHARANTE Jean de Dieu,
RANDRIANARIVONY Solo, FIANDRAZA

Le Président de la Transition, représenté par Monsieur RANDRIANARIVONY Solo, avec le Ministre de la Santé, Dr NDAHIMANANJARA Johanita, le vice-président du Conseil Supérieur de la Transition, Monsieur MAHARANTE Jean de Dieu, le premier questeur du Congrès de la Transition, Monsieur HENRI Jean Michel ainsi que du Chef de Région Androy, Monsieur FIANDRAZA, n’ont pas tardé à manifester son soutien tant moral que financier aux familles des victimes de cet accident tragique. Ainsi, le Président de la Transition SEM Andry RAJOELINA a offert une enveloppe financière de 4,6 millions d’Ariary pour les victimes dont 200 000 Ariary par personne blessée et 400 000 Ariary par famille pour ceux qui ont perdu leurs proches. Par ailleurs, toutes les dépenses relatives aux soins médicaux nécessaires seront prises en charge par le Président RAJOELINA. L’Etat se chargera également du transport pour le rapatriement des corps vers leurs villes d’origine respectives.

Antananarivo, le 30 Juin 2013

Le Chargé de la Communication
à la Présidence de la Transition

 

**************************************

Lozam-pifamoivoizana


Sary afa Tsindrio eto

Nitrangan'ny lozam-pifamoivoizana omaly Asabotsy 29 jona 2013, teny amin'ny Kaominina Behenjy, 40km miala an'Antananarivo amin'ny lalàm-pirenena fahafito (RN7). Fiaram-pitanterana mampitohy an’Antananarivo-Ambovombe-Fort Dauphin izay nitondra  olona maherin'ny 50 eo noho eo. Fantatra izao fa telo no maty: 2 vehivavy ary iray ankizy kely ary ny ankoatra izay dia naratra mafy avokoa. Efa nampidirina eny amin'ny tobim-pahasalamana Joseph Ravoahangy Andrianavalona (HJRA), Anosy Antananarivo, avokoa ireo maratra ireo ary efa nahazo fitsaboana avokoa.

13 no sisa tsaboina ao amin'io hopitaly io amin'izao fotoana izao ary raisin' ny fitondram-panjakana an-tànana avokoa ny fitsaboana azy ireo ary sahady mahazo ny fitsaboana maimaim-poana avokoa.

Manoloana izany rehetra izany dia tonga ny avy any amin'ny Fiadidiana ny Tetezamita, iraky ny Filoha Andry RAJOELINA, tonga namangy sy nijery ireo marary ireo teny amin ny HJRA androany ary nitarika izany moa  ny mpanolontsaina manokan ny Filoha, dia Atoa RANDRIANARIVONY Solo izay nisoloten’ny Filohan’ny Tetezamita tamin io fotoana io ary notronin ny minisitry ny Fahasalamana, Dr Ndahimananjara Johanita, sy Filoha lefitra ny filankevitra ambonin’ny Tetezamita (CST) avy any amin’ny faritanin’i Toliara, MAHARANTE Jean de Dieu ary ny “Questeur” voalohany ao anivon  ny Kongresin’ny Tetezamita (CT), JEAN MICHEL HENRI, avy any amin'ny Faritra Atsimon'ny Nosy ihany, ary ny Lehiben ny Faritra Atoa FIANDRAZA.

Mitsinjara toy izao ny fanampiana avy any amin’ny Fitondram-panjakana: vola mitetina hatrany amin’ny 6 hetsy sy 4 tapitrisa ariary no natolotra ary samy nahazo 2 hetsy avokoa ireo tsaboina ao amin ny HJRA, ary ny fianakavian’ny maty dia nahazo efatra hetsy avokoa. Hiantohan ny Fanjakana ny mikasika ny fitanterana an’ireo razana ireo mankany an-tanindrazany.

Avy any aminy Vazo
Dr Eric ANDRIANASOLO

 

 

Mis à jour ( Dimanche, 30 Juin 2013 19:10 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

CHAN 2025. Tafiakatra amin'ny dingana famaranana ny Barea tarihin'ny Kapiteny NINA

 

ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)