]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Didier Ratsiraka. Maneho ny fiaraha-miory Ramatoa Thérèse Zafy amin’ny anaran’ny fianakaviana Zafy Albert

Didier Ratsiraka. Maneho ny fiaraha-miory Ramatoa Thérèse Zafy amin’ny anaran’ny fianakaviana Zafy Albert

Ramatoa Therese ZAFY, Vady navelan’Itompokolahy Président, Profesora ZAFY Albert

sy ny Zanaka aman-jafiny

Ho an’ny Fianakavian’Itompokolahy Président, Amiraly Didier RATSIRAKA,

Sy ny Vahoaka Malagasy Manontolo

amin’ny alàlan’Andriamatoa Filohan’nyRepoblika,

Amin’alahelo sy fahatairaina lehibe no nandrenesako sy ny ankohonako ny nahalasanan’ny Filohan’ny Repoblika teo aloha, ny Amiraly Didier RATSIRAKA izay Raimandreny iarahan’ny Malagasy rehetra manana ary tsy àry nitsahatra ny nikaroka ny tombotsoa iombonan’ny zanak’i Madagasikara rehetra sy ny hampihavana azy ireo.

Very olo manga, very olona tia tanindrazana ary very Raiamandreny niankinana isika Malagasy tsy an-kanavaka amin’izao nandaozan’ny Filoha Didier RATSIRAKA antsika izao.

Amin’izao andro manjombona izao, ny fianakaviana ZAFY Albert dia miaraka ory sy miondrika amin’ny fianakavian-dRatompokolahy sy ny Firenena ary ny vahoaka malagasy manerana ny Nosy ary mitondra ny teny fampionona ho azy ireo.

Natao teto Antananarivo, anio faha-28 Marsa, 2021.

Amin’ny anaran’ny Fianakaviana ZAFY Albert

Ramatoa Thérèse ZAFY

 
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30