]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche BASE TOLIARA. FANTARO ALOHA… BOKY NOSORATAN'I JEANNOT RAMAMBAZAFY

BASE TOLIARA. FANTARO ALOHA… BOKY NOSORATAN'I JEANNOT RAMAMBAZAFY

Io no lohaten’ilay boky mirefy A5, misy 34 pejy, nosoratako efa herinandro latsaka izay ka vao vitako io tolakandron’ny androany Talata 08 avrily 2025.

Mbola ho entina any amina mpanao « impression » izy ka ny boky sasany hatolotro ho ana tranom-boky ary ny hafa, hamidy.

Na izany aza, tsy mety ny saiko raha tsy mba aseho anareo eto amin’ny Facebook ny ampahan’io boky io. Mora no miady amin’ny lainga : milaza sy manoratra ny marina hatrany.

Ary mbola haveriko : afaka hamarinana daholo ny soratro rehetra fa tsy hoe noforoporonina mba hazoana vola. Tsy maha vaninkolona izany fomba izany. Izaho no miala vola am-paosy mba ho voataiza ao anatin’ny fahamarinana ny taranaka malagasy, fa tsy hoe teraka, velona ary maty tsy fantatra marina ny antony nandalovany teto an-tany, manary hatramin’ny anarana nomen’ny ray aman-dreniny. Ndao ary aloha hahafantatra ampahany, ny resaka fitrandrahana harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara.

Jeannot RAMAMBAZAFY

* * * * * * *


Mis à jour ( Jeudi, 10 Avril 2025 06:39 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30