]
Les quotidiens du 23 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Profesora Lala Rabarioelina. Niamboho Ny Andriana rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany

Profesora Lala Rabarioelina. Niamboho Ny Andriana rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany

Hoy :

Ny Zanany:

Joël Harison Rabarioelina sy Farasoa Rajaosafara Rabarioelina (France).

Dr. Bako Rabarioelina sy Dr. Jean-Claude Ratsimivony.

Hanta Rabarioelina sy Dr. Robert Ranaivo Rafenomanjato (France).

HRM Mpanjaka Ndriana Rabarioelina sy Jhon-Annie Randrianarison Rabarioelina.

Harizo Rabarioelina sy Caroline Ralaisoa Rabarioelina.

Ny Zafiny:

Audrey sy Thomas, Élodie sy Simon, David, Dyana sy Tojo, Anaïs, Antso sy Samantha, Valérie sy Stuart, Stéphanie sy Wilfried, Christophe, Esaïe, Salomé.

Ny Zafiafiny:

Ayana, Tyane, Nahemia, Liana, Amaury.

Ny Iray Tampo aminy:

Itpkv. Rabodomalala Oelisoa sy Itpkl. Jean Louis Ramanana.

Itpkl. Rasoloarivalona sy Rety Randrianarivony.

Ny Iray Tampo amin' ny vadiny :

Itpkl. Jules Rajerison.

Itkv. Myriam Rajerison sy Itpkl. Dr Michel Rabarijaona.

Itkv. Justine Rajerison sy Itpkl. Joseph Ramparany.

Jeanne Rajerison sy Itpkl. Evariste Andriantavy.

Itpkl. Maurice Rajerison sy Itpkv. Lucie Rajerison.

Itpkv. Lygie Rajerison sy Itpkl. Roger Ramboasoa.

Itpkl. Fidèle Rajerison (HEC Paris) sy Itpkv. Lydie Rakotomalala (France)

Itkl. Emmanuel Rajerison sy Itkv. Denise Araste (France).

Itpv. Jacqueline Rajerison sy Itpkl. Hery Ramananaherisoa.

Orville Rajerison sy Itpkl. Panoël Rakotovao.

Claire Rajerison sy Itpkl. LĂ©on Ramboazanaka sy ny zanaka, ny zafikely, ny zafiafy, ary ny zafindohalika rehetra.

Teraky ny Andriana:

Ramaka sy Rabodotompo (Ambohimalazaben' Imerina),

Rambelo sy Razafindrafara (Ambohimalazaben' Imerina),

Rakotonavalona sy Razafindrabodo (Antampon' Ambohimalaza).

Rajerison Gilbert sy Rasoarivelo Ratsimihah (Manandriana Avaradrano).

Ratsimihah sy Raozivelo (Ambohibe).

Ny Andriantompokoindrindra Lahimatoan' Imerina.

Ny Fianakaviamben' ny Andriana.

Ny Fiombonambe Taranaka Andriana Miray eto Madagasikara.

Ny Maintimolaly sy ny Sakaiza ny Sekoly Vinet Ambohimalaza.

Ny Fianakaviana manontolo.

Ny Faculté de Médecine d'Antananarivo.

Ny Oniversite Antananarivo.

Ny CHU Ravoahangy Andrianavalona sy ny CHU Befelatanana.

Ny École de Médecine d'Antananarivo.

Ny École Medico-Sociale d'Antananarivo.

Ny Institut National d'Education Physique et des Sports (INSEPS).

Ny Maternité Pavillon Sainte-Fleur (HJRA).

Ny Centre d'Endoscopie.

Ny Laboratoire de Fabrication de SĂ©rum (LAFASER).

Ny Fikambanana Mpiara-Mamaky ny Baiboly (LLB).

Ny Fikambanana Arovy ny Marary (Anyma).

Ny AumĂ´nerie Protestante Universitaire (APU).

Ny AumĂ´nerie Protestante CHU-HJRA.

Ny Société des Sciences Médicales de Madagascar.

Ny Société Malagasy de Psychologie.

Ny Académie de Médecine de Madagascar.

Ny Royal Academy of Sciences of Madagascar.

Ny Grande Chancellerie de Madagascar.

Ny Fiangonana Tranovato Protestanta Ambohimalaza Firaisana.

Ny Fiangonana FJKM Ambohimalaza Firaisana.

Ny Fiangonana FJKM Ambatomalaza Fitiavana.

Ny Fiangonana EKAR Antanantsara Ambohimalaza.

Ny Fiangonana FPMA Montpellier (France).

Ny Fiangonana FPMA Aix-Marseille (France).

Ny nofony dia ho entina hiala ao amin' ny Cité des Professeurs P.24, 2ème étage, Ampefiloha Antananarivo (ao ambadiky ny Immeuble Fiaro Fitaratra) ny Sabotsy 18 Febroary 2023 amin' ny 11 ora 30 maraina sy ho entina hatao Veloma Farany ao amin' ny CHU Ravoahangy Andrianavalona (HJRA) amin' ny 12 Ora antoandro ary ho any amin' ny Fiangonana Tranovato Protestanta Ambohimalaza Firaisana amin' ny 02 ora tolakandro, alohan' ny hanafenana azy any Antampon' Ambohimalaza, Avaradrano Zokin' Imerina.

"... Ny Zavadehibe indrindra dia ny Fanjakan' ny Lanitra...", hoy ny Professeur Émérite Lala Rabarioelina.

"... Fa, izaho, dia ny ho akaikin' Andriamanitra no mahatsara ahy..." (Salamo 73:28).

DIA HO ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY, MPAMORONA NY LANITRA SY NY TANY, IRERY IHANY NY VONINAHITRA MANDRAKIZAY!

Hoy Ny Mpanjaka Ndriana RABARIOELINA,

Lehiben' ny Fianakaviamben' ny Andriana,

Mis Ă  jour ( Lundi, 20 FĂ©vrier 2023 11:07 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)