]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Alahady 04 Jona 2023. Andro ankalazana ny Fetin’ny Reny eto Madagasikara

Alahady 04 Jona 2023. Andro ankalazana ny Fetin’ny Reny eto Madagasikara

Arahabaina manokana ny « Premiere Dame de Madagascar », Ramatoa Mialy Razakandisa Rajoelina. NY RAIAMANDRENY, rankizy, na firy taona ianao na firy taona (ireo niteraka anao, ireo zokiolona, ireo ray aman-dreny ara-panahy, ireo mpitaiza sy mpanabe) DIA FANAJA. Manozon-tena ny zanaka maniratsira sy mikasi-tànana azy ireo. Ary tsarovy ao am-po sy ao an-tsaina mandrakariva ireo nialohan-tsika any ankoatra tsy taka-maso any.


Farany : hajao ny Nosy Madagasikara, tanindrazan’ny Malagasy. Izy no Renin-tany na « Mère-Patrie ».

Ity tononkalo ity no atolotray roa ho an’ny Reny Malagasy maneran-tany. Fohy fa mafonja ny tian’ny mpanoratra am-pitaina ho mariky ny fitiavany an’i Neny, Mama, mother, maman.

Mpanoratra izay mpanao gazety ihany koa, vao avy nanokafan’ny Ministeran’ny Kolontsaina fotoana manokana amin’ny fanokafana ny jobily fankalazana ny faha-100 taonan’ny nahaterahany.

Nicole sy Jeannot Ramambazafy

* * * * *  * *

NENY

Na dia tsy voateny

toy ny an'i Dada

ny anaranao, ry Neny,

Izaho dia mahalala

fa ianao irery

no loharano mavana

manome ny hery

sy tena Fitiavana.

Mey 1991


Georges Andriamanantena

RADO (1 Oktobra 1923 - 15 Septambra 2008)

Mis à jour ( Dimanche, 04 Juin 2023 09:26 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30