]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Herimanana Razafimahefa, Filohan’ny Antenimieran-doholona. Ny marina iray sy tokana ihany.

Herimanana Razafimahefa, Filohan’ny Antenimieran-doholona. Ny marina iray sy tokana ihany.

Raha ny tena izy dia telo ihany no tokony ho kandida amin’ny fifidianana Filoham-pirenena 2023.

Fa efa tsy misy tranon-kenatra intsony moa ny folo sady nandoa vola be 2 miliara iraimbilanja no nandray anjara tamin’ny ankitsapaka nahafantaran-tsika ny laharan’ny tsirairay avy, imason’izao tontolo izao.


Izaho tsy ampisongadina ny tsy fitiavan’izy ireo ny Tanindrazana fa ampiseho ny taratasy nosoniavin’ny Filohan'ny Antenimieran-doholona, Herimanana Razafimefa mampibaribary ny teti-dratsin-dry Siteny («Pression» e ! «Coup d’État» e !). Dia lazao koa fa hosoka.


Mbola hitombo ny comptes fake eto amin’ny facebook ho ataon’ireo kanosa hampiasa anarana « komika ». Tsy haharesy ny herin’Andriamanitra mifototra amin’ny Fahamarinana izany, ary indray mi-pimaso dia ho levona ireo mbola minia manely tsaho hampisara-bazana sy hiaro ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra.

Jeannot Ramambazafy

Mis à jour ( Jeudi, 14 Septembre 2023 05:42 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30