]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Iavoloha, Alahady 14 Janoary 2024. Ny fianianan’ireo minisitra miisa 27 taorian’ny nanendrena azy ireo

Iavoloha, Alahady 14 Janoary 2024. Ny fianianan’ireo minisitra miisa 27 taorian’ny nanendrena azy ireo

VIDÉO ETO

Eto anatrehin’Andriamanitra sy ny Vahoaka malagasy, miniana aho fa hanatanteraka ny andraikitra maha minisitra ahy amin’ny asa fampandrosoana ny Firenena, am-pahamarinana sy ampamendrehana.

Tsy hikatsaka hafa tsy ny tombontsoa ambonin’ny Firenena sy ny Vahoaka malagasy. Hanao ny ezaka rehetra hanasoa ny vahoaka ary hitondra vokatra aingana sy azo tsapain-tànana ao amin’ny departemanta izay sahaniko.

Ary raha tsy tanteraka ny asa sy ny fanamby nankinina amiko dia hametra-pialàna avy hatrany aho. Tsy hanao kolikoly ary manaiky fa ho enjehina sy ho ahitsy araky ny lalàna manan-kery raha sanatria manao izany.



Mis à jour ( Mercredi, 17 Janvier 2024 08:21 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30