]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Lapan’ny Tananan’Antananarivo, Zoma 07 Jona 2024. Fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny Fahalaovantenan’i Madagasikara

Lapan’ny Tananan’Antananarivo, Zoma 07 Jona 2024. Fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny Fahalaovantenan’i Madagasikara

« Malagasy miara-mientana amin’ny Fitiavan-Tanindrazana ». Io no tara-kevitrin'ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan'ny fahaleovantenan'i Madagasikara sy nijoroan'ny Foloalindahy Malagasy izay natomboka tamin'ny fomba ofisialy, teo amin'ny Parvis eo alohan’ny Lapan’ny Tanànan’Antananarivo ao Analakely.


Lanonana fananganan-tsaina izay notarihan'ny Praiminisitra lehiben'ny Governemanta, Andriamatoa Christian Ntsay, izay nisolo tena ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, no nanokafana izany ny Zoma 07 Jona 2024 maraina.

Nanotrona izany lanonana izany teny an-toerana ireo mpikambana ao anatin'ny Governemanta, sy ireo tompon'andraikitra ambony, miaramila sy sivily.

Anisan'izany ny Filohan'ny Delegasiona manokan'ny Tanànan'Antananarivo (PDS), Andriamatoa Richard Ramanambitana izay nanambara fa tokony iray fo ny olom-pirenena malagasy rehetra, amin’ny fankalazana miaraka sy am-pifaliana ity faha-64 taona niverenan’ny Falaheovantena.

 

Ankoatra ny fananganan-tsaina sy ny dihy nataon'ireo tanora solontenan'ny lafivalon'ny Nosy dia nisokatra ihany koa ny fampirantiana momban'ny tantaran'ny Foloalindahy Malagasy izay tsy hifarana raha tsy amin'ny faha-25 jona 2024.

Jeannot Ramambazafy sy Andry Rakotonirainy

Mis à jour ( Lundi, 01 Juillet 2024 09:00 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30