]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos Andry Rajoelina. Firarian-tsoa ho an’ny Malagasy namana, amin’izao taom-baovao 2018 izao

Andry Rajoelina. Firarian-tsoa ho an’ny Malagasy namana, amin’izao taom-baovao 2018 izao

RY MALAGASY NAMAKO,

MISAOTRA AN’ANDRIAMANITRA ISIKA NANOME TOMBON’ANDRO HO ANTSIKA, KA NAHATRATRARANA IZAO TAONA VAOVAO 2018 IZAO.

ARAHABAINA SAMY TRA-PAMONJENA ARY NOMBAM-PITAHIANA KA INDRO TRATRA ITY ANDRO ANIO ITY.

KOA TOLORAKO NY ARAHABA FENO FIRARIAN-TSOA NY TOKAN-TRANO REHETRA TSY AN-KANAVAKA SAMY TRATRY NY ASARAMANITRA.

INDRO MIGADONA ARY ITY TAONA VAOVAO 2018 ITY.

TAONA IZAY ANDRANDRAINA HITONDRA FANANTENANA.

ANTENAIN-TSIKA IHANY KOA FA ITY TAONA VAOVAO ITY DIA TAONA HITONDRA FAHOMBIAZANA, ANEHOAN-TSIKA REHETRA TSY AN-KANAVAKA NY FIRAISAM-PO ARY INDRINDRA INDRINDRA NY FIRAISANKINA.

HITONDRA FAHASALAMANA FENO HO AN’NY MALAGASY REHETRA MANERANA NY NOSY ANIE ITY TAONA VAOVAO ITY, ARY INDRINDRA MBA HAFAHAN-TSIKA MANATANTERAKA IREO ADIDY MASINA REHETRA MIANDRY ANTSIKA AMIN’IZANY TAONA VAOVAO IZANY.

NY FANIRIAKO DIA MBA HIROTSAKA EO ANIVON’NY TOKAN-TRANO TSIRAIRAY AVY ANIE NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA.

MASINA LOATRA NY TANINDRAZANA FA NY FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA.

Andry Rajoelina

Filohan’ny Tetezamita 2009-2013

Alahady 31 Desambra 2017 misakakalina

*********************

TRADUCTION LIBRE

CLIQUEZ ICI POUR LA VIDÉO

Malagasy mes amis,

Remercions le Seigneur de nous avoir permis de pouvoir accueillir cette nouvelle année 2018.

Aussi, félicitons-nous mutuellement pour cette bénédiction d’être présents en ce jour d’aujourd’hui.

Ainsi, à tous les foyers malagasy sans exception, à l’occasion de ce nouvel an, je présente des vœux emplis de bienfaits.

Voilà donc ce nouvel an 2018 arrivé à bon port aujourd’hui.

Qu’elle soit porteuse d’Espoir et puisse nous apporter l’Espérance.

Nous espérons aussi que ce nouvel an soit synonyme de succès, et que, tous ensemble, nous puissions démontrer notre force intérieure venant du cœur et, surtout, notre unité légendaire: le Firaisankina.

Que cette nouvelle année apporte pleine santé à tous les Malagasy à travers l’île, et qu’il nous soit permis d’accomplir tous les devoirs sacrés qui nous attendent au long cette nouvelle année.

Mon vif souhait est que tous les foyers soient enveloppés du Saint-Esprit et qu’ils bénéficient des bienfaits divins.

Si la Patrie est profondément sacrée, l’Amour, lui, est le plus grand.

Andry Rajoelina

Président de la Transition 2009-2013

Dimanche 31 Décembre 2017 à minuit

Mis à jour ( Dimanche, 31 Décembre 2017 22:09 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30