]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos Antananarivo. Ireo kandida IRD ho Loholon’i Madagasikara, ny 11 Desambra 2020

Antananarivo. Ireo kandida IRD ho Loholon’i Madagasikara, ny 11 Desambra 2020

Nampahafantarina ny Zoma 23 Octobra 2020, tao amin’ny ARENA Ivandry, ireo kandida ao anaty lisitra IRD (Isika rehetra miaraka amin’ny Filoha Andry Rajoelina) hirotsaka ho fidiana ho Senatora eo anivon’ny Antenimieran-doholona, ho an’ny Faritanin’Antananarivo, ny 11 Desambra 2020.



Ireto avy ary ny anarany, araka ny laharany ka ny roa voalohany ny hatolotra ho fidiana, satria roa isaky ny Faritany enina ny Loholona ho fidian’ny mpifidy vaventy izay misolo tena ny vahoaka :


1) RAZAFIMAHEFA Herimanana

2) RABETSAROANA SYLVAIN

3) RAJAONARISON DINA

4) RANDRIATAHIRILALAO JACQUES

5) RAKOTONDRASOA JOSEPH


Fanamby lehibe izay raisin’ireto kandida Antananarivo ireto rehefa ho lany izy dia ny fitondrana ny feon’ireo vondrom-paritra isan-tokony eny anivon’ireo mpanatanteraka ; ny fanomezana ny hevitra rehetra ilaina hanasoavana ny tany sy ny firenena mba hisian’ny tena fampandrosoana marina sy mirindra ary miara-miasa amin’ny Gouvernemanta. Mba hanatanterahana ny Velirano izay hoentina ampandroso an’i Madagasikara dia tsy maintsy miray hina ny Andrim-panjakana.


Ny dikany : tokony tsy misy Andrim-panjaka manao sakana izay hevitra mahasoa ny tany sy ny firenena. Tsy misy rahateo ny fampandrosoana vanona raha tsy misy firaisankina sy faampiana ara-pitaovana sy ara-bola ho an’ireo vondrom-paritra samihafa. Tsy maintsy atao ihany koa izay hamatsiana ireny kaominina ireny mba hanany fitoniana rehefa miasa.

Soratra Andry Rakotonirainy - Sary Harilala Randrianarison

Mis à jour ( Lundi, 26 Octobre 2020 13:45 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30