]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos MADAGATE MIARAHABA ANAREO NAHATRATRA NY TAOM-BAOVAO 2024

MADAGATE MIARAHABA ANAREO NAHATRATRA NY TAOM-BAOVAO 2024

Alatsinainy faha-1 Janoary 2024, 00 : 30. Tratra ilay taom-baovao nandrasana nandritra ny 12 volana. Tao ny nandao antsika tsy afaka nisafidy f’izay ny lahatra ; tao ireo tonga teto an-tany tsy nangataka izany. 8 miliara mahery izao ny isan-tsika olombelona ao amin’ireo kontinanta miisa enina (6) dia :

Afrique : misy firenena 54 ka anisay ny Nosintsika Madagasikara

Asie : misy firenena 48

Europe : misy firenena 44

Amérique latine sy Caraïbes : misy firenena 33

Océanie : misy firenena 14

Amérique du Nord : misy firenena 2 dia Canada sy Etats-Unis.

Ka inona moa izay olom-bitsy miana-kendry eo anatrehin’izany amaroana izany ?

Izaho manokana aloha, raha ny taona 1954 nahaterahako no raisina, dia feno 70 taona androany aho. Efa zokiolona tokoa leiretsy a ! Efa nahita sy niaina zavatra tranga maro maneran-tany. Ary mbola hitohy raha sitrak’Andriamanitra.

Ny any torohevitro raha te-hateza ?

Toa ranomanitra feno fihetseham-po io fiainana io, koa maninona no simbaina sy lotoina amina atezerana sy alahelo ?

Mitsikia, mihomeheza ary foano eo amin’ny fiainanao ireo rehetra izay hanamaloka ny endrikao ka hamono izany fitsikinao sy tsikinao izay.

Ataovy manodidina ny fiainanao mandavan-taona ny rehetra (na olona na ny tontolo iainanao) ampibalika ny tsikinao sy hampihitra ny fanahinao. Izay no atao dia ho tanora lalan-dava ianao.

Fa afaka tezitra kosa ianao fa fadio ny manota !

Dia arahabaina isika rehetra nahatratra ny taona 2024 e !

Jeannot RAMAMBAZAFY sy ny Ekipan'ny MADAGATE.ORG

Mis Ă  jour ( Lundi, 01 Janvier 2024 13:26 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30