]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Production Video Georges Rakotondrasoava : Vidéos sy Fisaorana

Georges Rakotondrasoava : Vidéos sy Fisaorana


*********************************************************************************

 

 

 

********************************************************************************************************

F I S A O R A N A

« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy » I Kor. 15/10

Misaotra an’Andriamanitra izahay noho ny nanomezany anay ny malalanay

Ny Vadiny:

RASOAMANARIVO Mariette

Ny Zanany:

RAMIANDRISOA Denis Luc sy RASOARISEHENO Barivololoniaina ary zanany aman-jafiny

RAKOTONDRASOAVA Mamy Andrianirimbahoaka sy RATOMPOARISOA Antoinette ary zanany aman-jafiny

RAVALOSON Milijaona sy RAZAFINDRANGORY Farahanitriarivo ary zanany aman-jafiny

RAKOTONDRASOAVA Rasoarimanana Barilalao

ANDRIAMAROTAFIKATOHANAMBAHOAKA Ralaisoavamanjaka sy RASOAVOLOLONA Voahangy ary zanany

RAKOTONDRASOAVA ANDRIAMANDRESY Todisoa sy RAKOTONDRAZAFY Harinivo ary zanany RAVELONANOSY Andriamihaja sy RAVOLOLONIAINA Ando ary zanany

ANDRIAMIARINARIVO Mamy sy Dr RASOARIMBOAHANGY Miarintsoa ary zanany aman-jafiny

Ny Rafozany, Ny Taizany, Ny iray tampo aminy sy ny vadiny, Ny Fianakaviana manontolo,

dia maneho fisaorana ombam-pakatelemana anareo rehetra tonga nidodododo nankahery azy ireo noho ny fodiamandrin’ny malalany :

 


RAKOTONDRASOAVA GEORGES

Loholona

Mpanao gazety

Tale nanorina ny Gazety Telonohorefy

Nahazo ny “PENINA VOLAMENA” ho an’ny mpanao gazety

Filoham-boninahitry ny CJD (Club des Journalistes Doyens)

Solombavam-bahoakan’I Madagasikara teo aloha

Grand-Croix de 2ème Classe de l’Ordre National Malagasy

Izay nivahiny teto an-tany nandritran’ ny 77 taona

Mankasitraka ireo tsy afaka ihany koa, nefa tsy nitsahatra nitrotro am-bavaka ny fianakaviana mandritra ireny fotoana nanjombona ho azy ireo ireny. Ankehitriny, tsara levenana ny maty, ary heni-kaja, heni-boninahitra ny velona, tsy nohadinoinareo. Andriamanitra manan-karem-pahasoavana, Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.

Miala tsiny ihany koa ho an’ireo izay tsy tratra antso, noho ny hafenohan-drano be loatra.

Izaho ny fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy na dia maty aza, dia ho velona indray. Ary izay rehetra velona ka mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay”.

(Jaona 11: 25-26)

Mis à jour ( Samedi, 06 Juillet 2013 13:10 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30