]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Monde malgache Communauté Malagasy Association Fitia : Filma Zanako Sarobidy 2

Association Fitia : Filma Zanako Sarobidy 2

Inona tokoa moa no tena sarobidy indrindra eto ambonin'ity tany fandalovana ity raha tsy ireo hoe menaky ny aina, dia ny zanaka sy fara amandimby ?

ZANAKA SAROBIDY 2 : TSINDRIO ETO

Ahoana kosa anefa rehefa manavy izy ireo na koa tratry ny aretina tsy noeritreretana velively ? Soa ihany fa misy ny Fikambanana Fitia izay natsangan'i Mialy Rajoelina Razakandisa. Tsy ho be resaka aho fa mijere ilay filma. Misy sary tena mety hanaitra anao tokoa. Ary ao Antananarivo no misy ireo fa tsy aiza akory. Sady mampalahelo no mahontsa ny fo. Dia mbola misy ihany olona miady seza, miady tombontsoa, miady amin'ny tsy antony raha oharina amin'ireo zava-manjo ny zaza malagasy sasany... Fizarana faharoa ity filma ity. Raha hijery ny fizarana voalohany dia tsindrio io sary manaraka io:

ETO KOA RAHA HIJERY NY FIZARANA VOALOHANY

Isaorana manokana eto koa ianareo

mpitsabo sy ireo mpanampy rehetra,

izay nanao ny ainareo

tsy ho zavatra tamin'ny fitsaboana

sy fikarakarana nasetrinareo

nandritra ireny vanim-potoana ireny

Ny Tompo anie hamaly fitia anareo.

Mialy RAZAKANDISA RAJOELINA

Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Dimanche, 07 AoĂ»t 2011 20:40 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30