]
Les quotidiens du 22 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Analyse Madagascar. Démission définitive du gouvernement Kolo Roger

Madagascar. Démission définitive du gouvernement Kolo Roger

Le Général Ralala Roger, Secrétaire général de le Présidence, précédant Henry Rabary-Njaka, Directeur de Cabinet et les deux conseillères spéciales Herisoa Razanadrakot (lunettes) et Me Nicole Andrianarison


Palais d’Etat d’Iavoloha, 12 janvier 2015, 22h 30mn. Après toute une histoire de série B durant le week-end dernier, le Premier ministre Kolo Roger et les membres de son gouvernement ont finalement décidé de déposer leur démission qui a été acceptée par le Président de la République. L’annonce en malgache a faite par le Général Ralala Roger, Secrétaire général de le Présidence, qui a lu en même temps le décret n° 2015-0018 et rappelé la lettre de démission collective portant le n°1-PM-SP en date de ce même 12 janvier 2015. Rappelons que tous les membres de ce gouvernement ont été nommés le 11 avril 2014. Enfin, Kolo Roger était (est) membre du parti présidentiel HVM ("Hery Vaovaon'i Madagascar") fomentateur de cette "sortie par la grande porte" pour ce médecin helvético-malgache. Qui succèdera à Kolo Roger, ayant tenu huit mois à ce poste ? En attendant, la gestion des affaires courantes est confiée à cette équipe démissionnaire, en attendant la nomination d’un nouveau gouvernement. Ci-après la transcription de cette annonce :


" Araka ny zavatra nitranga anio hariva, raha ny resaka fialan’ny governementa, Andriamatoa Praministra Kolo Roger, dia noraisina ny Didim-panjakana izay ho vakiana toa izao :

Repoblikan’i Madagasiraka,

Fiadidian’ny Repoblika,

Didim-panjakana laharana faha 2015-0018, anekena ny fametraham-pialana avy amin’ny governementa ary maniraka azy manohy ny asany mandrapa hananganana governementa vaovao.

Ny Filohan’ny Repoblika, araka ny Lalam-panorenana,

Araka ny taratasy fametraham-pialàna laharana faha 1-PM-SP tamin’ny 12 Janoary 2015, natolotry ny Praiministra Laurent Roger Kolo Christophe

Dia mamoaka izao Didim-panjakana izao:

Andininy 1. Ekena ny fametraham-pialàna natolotry ny Praiministra Laurent Roger Kolo Christophe amin’ny anarany sy amin’ny anaran’ny governemanta

Andininy 2. Faona ary tsy manan-kery ny fepetra teo aloha mifanohitra amin’ny voalazan’ity Didim-panjakana ity, indrindra ny Didim-panjakana laharana 2014-200 tamin’ny 11 aprily 2014, nanendrena ny Praiministra Lehiben’ny governemanta sy ny Didim-panjakana laharana faha 2014-235 tamin’ny 18 Aprily 2014, novan’ny Didim-panjakana laharana 2014-1659 tamin’ny 22 Oktobra 2014 manendry ny mpikambana ao amin’ny governementa.

Andininy 3. Mandrahapitsangan’ny governementa vaovao dia ireo mpikambana ao amin’ny governementa izay nametra-pialàna dia miantoka ny fampandehanan-draharaha andavanandro, arak’izay tandrify azy, amin’izay voatondron’ny firafitry ny governementa manan-kery amin’ny vaninandro entin’ity Didim-panjakana ity.

Andininy 4. Noho ny amehana, ary araky ny voalazan’ny andininy faha-4 sy faha-6, an-dalàna faha-2 ao amin’ny hitsivolana laharana faha 26-41 tamin’ny 19 Septambra 1962 mikasika ny fepetra an-kapobeny momba ny lalàna hifampitondrana eto an-toerana, sy ny lalàna iraisam-pirenena hifampitondrana isam-batan’olona, dia manankery avy hatrany izao Didim-panjakana izao raha vantany vao hampahafantarina ny be sy ny maro amin’ny alàlan’ny fampielezam-peo na fahita lavitra, ankoatra ny famohana azy amin’ny gazetim-panjakan’ny Repoblika.

Natao teto Antananarivo, ny 12 Janoary 2015

Nosoniavin’Andriamatoa Hery Martial Rajaonarimampianina "

Transcription: Jeannot Ramambazafy – 12 janvier 2015

Mis à jour ( Mercredi, 14 Janvier 2015 10:50 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)