]
Les quotidiens du 28 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Georges Rakotondrasoava : Tranom-bokim-pirenena SARY 22 Jona 2003

Georges Rakotondrasoava : Tranom-bokim-pirenena SARY 22 Jona 2003

Alahady faha-23 Jona 2013. Dia tsara levenena tokoa ny havan-tsika ary henin-kaja tokoa isika mbola velona, ka dia misaotra ireo nanotrona tamboalohany ny fianakavian’i Georges Rakotondrasoa, mpanao gazety. Ho an’izay tsy afaka moa dia tsy misy tsiny mihitsy fa sarotra tokoa ny sady manao adidy no manatontosa andraikitra miaraka indray mandeha.


Tena ho an’ireo ankizy ireto tokoa ny antony nanaovako ity fahatsiraovana an-tsary ity

Ireto sary ireto dia atao fahatsiarovana ho an’ireo zafiafiny izay tena anisan’ny hanangana hoavy mamiratra ho an’i Madagasikara satria mino aho fa notezaina tao anatin’izany fitiavan-tanindrazana izany. Aza adino rankizy ny afatra napetraky ny Dadan’ny Dadabenareo. Ny ahy tsotra: mpanao gazety izy ary mbola mpanao gazety foana izy iny nandao antsika iny. Ka amin’ny maha mpanao gazety aho koa dia fianakaviako daholo ny fianakavian’ny mpanao gazety. Adidy ho azy ireo sy ho an’ny Tantaran’i Madagasikara mihitsy ireo sary ireo. Mbola ho avy koa ny videos mirakitra iny Alahady 23 Jona 2013 iny, niala ny Tranom-bokim-pirenena, nandalo tao amin’ny Fiangonana FKPM Ankasina Maritiora ao amin’ny 67ha, ary niafara tany amin’ny fasan-drazana tany Ankadivoribe Avaratra. Ity ny andian-tsary tao amin'ny Tranom-bokim-pirenena etsy Anosy. Marihina f'efa nandrasana tao nanomboka ny 21 Jona 2013 ny nofo mangatsiak'ity mpanao gazety malagasy mahery fo ity.

Ny Fitiavana, Tompoko, tsy sandaina vola raha mbola velon'aina aho, dia ho vavolombelon'ny Tantaram-pirenena hatrany, amin'ny alĂ lan'ny Teknolojia vaovao eo amin'ny lafiny sary sy horonan-tsary. Olom-pirenena i Georges Rakotondrasoava. Tsy azo adino velively izany anarana izany eo amin'ny sehatry ny fanaovan-gazety malagasy.

Jeannot Ramambazafy

*******************************

TETO NO NIAINGA HO ANY AMIN'NY FIANGONANA FKPM ANKASINA MARITIORA 67HA

 

Mis Ă  jour ( Vendredi, 28 Juin 2013 11:18 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024