]
Les quotidiens du 28 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Antananarivo : photos de rue prises le 24 décembre 2013

Antananarivo : photos de rue prises le 24 décembre 2013

Krismasy ! Fetin’ny fianakaviana ary indrindra indrindra fetin’ny ankizy. Ireo farany moa dia tsy mahalala izany krizy izany ka dia miezaka ny raiamandreny hampiatra ny zon’ireo menaky ny ainy. Dia samy manao izay mety amin'ny vola eo am-pelatànany ny rehetra. Vola izay nilaharahana ihany koa. Tsy ny fiara ihany izany no nitohana... Ireto sary eo ambany ireto dia nalaina ny 24 Desambra 2013 teo amin’ny araben’ny Fahaleovantena Analakely sy ny manodidina azy. Santionany fotsiny hahitanareo fa n’inona n’inona hitranga dia tsy maintsy manao fety ny fianakaviana malagasy tsotra. Dia miarahaba antsika rehetra nahatra ity andron’ny 25 Desambra 2013 ity e !

* * * * * * * * * * * * * * *

Noël, c’est la fête de la famille et des enfants par excellence. Pour satisfaire tout le monde, il faut tout de même des sous. Et les embouteillages ne concernaient pas uniquement les automobiles... Ensuite, place aux emplettes et aux loisirs, selon son pouvoir d’achat. Voici un léger d’aperçu d’ambiance sur et autour de l’avenue de l’Indépendance, le 24 décembre 2013, à Antananarivo. Joyeux Noël à toutes et à tous !

Jeannot Ramambazafy - Photos : Haja Randria, 24 décembre 2013

Mis à jour ( Mercredi, 25 Décembre 2013 08:34 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024