]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Madagasikara 29 Mars 1947. Mahery fo tsy azo adino sy ny Tantara an-tsary

Madagasikara 29 Mars 1947. Mahery fo tsy azo adino sy ny Tantara an-tsary

Tsy adinon'i Andry Rajoelina mihitsy, nandritra ny naha Filohan'ny Tetezamita azy, ny nahatsiahy ny 29 mars (Santionany ny tany Manakara ETO)

Parvis de l’Hôtel de Ville Antananarivo, 26-29 mars 2019. Nikarakara fampirantiana sary momban’ny 29 Marsa 1947 sy ny manodidina azy ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny agence ANTA. Nandalo teny aho, omaly 28 Mars 2019, ka ireto manaraka ireto no atolotro ho anareo mpamaky madagate. Maro ny zavatra mbola tsy fantatra fa tsy maintsy hipoitra ny marina any aoriana any. Dia tehirizo tsara ireto fahatsiarovana ireto tsy ho adinon’ny taranaka fara aman-dimby e ! Manaraka ny Abidia (A hatramin'ny Z) ireto sary ireto.

Jeannot Ramambazafy

****************

*************************************

Mis Ă  jour ( Vendredi, 29 Mars 2019 13:49 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30