]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Belfast, Irlande Avaratra, 13 Septambra 2022. Lamesa ho an’ny Mpanjakavavy Elisabeth II tao amin’ny Katedraly Sainte-Anne. SARY FAHATSIAROVANA

Belfast, Irlande Avaratra, 13 Septambra 2022. Lamesa ho an’ny Mpanjakavavy Elisabeth II tao amin’ny Katedraly Sainte-Anne. SARY FAHATSIAROVANA

Ho fahatsiarovana ny Mpanjakavavy Elisabeth II - niamboho ny 8 Septambra 2022 tao Balmoral, Ecosse- dia nisy Lamesa notontosaina tao amin’ny Katedraly Sainte-Anne, ao Belfast, renivohitr’Irlande Avaratra, ny 13 Septambra 2022.

Rariny raha omen’ny Madagate voninahitra izy amin’ny alalan’ny sary nalaiko tamin’ny alalan’ny BBC News izay isaorana manokana eto.

Io Lamesa io dia natrehin’ny Filohan’ny Irlande Avaratra, Michael D. Higgins, ny Mpanjaka Charles II sy ny Praiminisitra Liz Truss.

Marihina fa ny nofo mangatsiaky ny Mpanjakavavy Elisabeth II dia nijanona tany Ecosse, niandry ny nandefasana azy tamina raoplanina miaramilan’ny Royal Air Force ho any London.

Jeannot RAMAMBAZAFY

+ + + + + + +

Mis à jour ( Lundi, 19 Septembre 2022 06:39 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30