]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Mausolée, 29 Marsa 2023. Sary tamin’ny Fahatsiarovana ny faha-76 taonan’ny Tolom-panafahana

Mausolée, 29 Marsa 2023. Sary tamin’ny Fahatsiarovana ny faha-76 taonan’ny Tolom-panafahana

29 Marsa 1947 – 29 Marsa 2023. «Tolom-panafahana, firaisankina ho an'ny fitiavan-tanindrazana»

" Tsy ho lefy ao am-pontsika mandrakizay ny fahatsiarovana ireo maherifon'ny firenena namoy ny ainy ho an'ny Fahafahana. Ary tsy ho faty ny afon'ny fitiavan-tanindrazana navelan'izy ireo ho lovantsika sy ireo taranaka mifandimby. Ary izay afon’ny fitiavan-tanindrazana izay no ampitaina mba ho Fanilo miampita amin’ny Malagasy tsirairay avy ". (Ny Filoha Andry Rajoelina)

Ekipan’ny MADAGATE

Jeannot Ramambazafy – Harilala Randrianarison – Andry Rakotonirainy

***********************

 

*****************************

Ny 28 Marsa 2021 Ny Filoham-pirenena teo aloha, ny Amiraly Didier Ignace Ratsiraka, no nodimandry teo amin'ny faha-85 taonany. Izy no nanangana an'ity Mausolée ao Ambohitsaina, Antananarivo, notokanana ny 29 marsa 1977. Ary ny Amiraly Ratsiraka no milevina. Izay no nahatonga ny fianakaviany, nosoloin'i Sophie Ranaivo, teraka Ratsiraka, tena, nanatrika fehim-boninkazo io 29 Marsa 2023 io.

*****************************

 

Mis à jour ( Jeudi, 30 Mars 2023 11:16 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30