]
Les quotidiens du 27 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Madagascar : le gouvernement se mobilise dans le volet social

Madagascar : le gouvernement se mobilise dans le volet social

Le 26 juin, c’était la fête de l’Indépendance de Madagascar. Le 4 juillet, celle des USA. L’ambassade américaine ayant préféré fêter, le 30 juin 2011, départ définitif du Chargé d’affaires p.i., Eric Stromayer, il y avait d’autres chats à fouetter pour le gouvernement de la transition, ce jour-là.

Ainsi, la célébration des 51 ans du retour de l’indépendance malgache s’est poursuivie, ce 4 juillet 2011, du côté d’Ankorondrano. En effet, la ministre de la Population, le ministre des Forces armées, le Secrétaire d’Etat à la Gendarmerie et onze épouses de ministres, ont procédé à la distribution aux couches défavorisées et aux personnes du troisième âge du quartier d’Ankorondrano, à Antananarivo.

Sans oublier les 17 centres sociaux qui y sont implantés. Hormis cette descente sur terrain, il n’est pas inutile de préciser, ici, c’est le pouvoir de transition, présidé par Andry Rajoelina, qui a financé cette opération, à hauteur de 44.472.000 Ariary. Reportage en photos.

MANDRAY ANDRAIKITRA FENO AMIN’NY VAHOAKA MALAGASY NY FITONDRANA TETEZAMITA



Ankorondrano, faha-4 Jolay 2011

Tsy mitsahatra, fa dia mitsinjo no sady mijery ny fianakaviana sahirana hatrany  ny fitondrana tetezamita tarihan’ny Filoha Andry Rajoelina. Porofon’izany ny fizarana sakafo ho an’ireo olona sahirana,  izay natolotry ny minisitry ny Mponina niarahany tamin’ny minisitry ny Foloalindahy, ny sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria, ary notronin’ireo vadina minisitra miisa 11.

Ity hetsika ity dia mbola tafiditra indrindra ao anatin’ny fanamarihana ny faha-51 taonan’ny fiverenan’ny Fahaleovantena malagasy. Natao ihany koa ho fintsijovana ireo sahirana, ka anisan’izany koa ireo zokiolona. Teny Ankorondrano moa ny nanatontosana io fizarana io.


Nozaraina tamin’izany ary: vary 120 gony ; tsaramaso 30 gony, menaka 500 litatra, bodofotsy 500, nomena ireo zokiolona. Teo koa ny  fanomezana hoan’ireo sembana izay nahitana vary 1 taonina 400kg, menaka 350 litatra, tsaramaso 350 kg, bodofotsy miisa 30.


Teo ihany koa ny fanomezana hoan’ireo ivon-toerana misahana ny asa sosialy (“ Centres sociaux ”) izay miisa 17, ka nahitana vary 35 gony, menaka 78 baoritra, tsaramaso 19 gony.


Vola mitentina 44 472 000 Ariary no natokan’ny fitondrana nanaovana ity fanomezana ity, izay nitatitra mihitsy ny minisitra nyè mponina fa dia  natao mangaraharaha ny  fizarana , ary mandray andraikitra feno  ny fanjakana, satria fantatra fa betsaka ny sahirana eto amintsika ka nahatonga ny fitondrana tetezamita nanao izao hetsika izao.

Textes : Jeannot Ramambazafy –Andry Rakotonirainy

Photos: Andry Rakotonirainy

Mis Ă  jour ( Mardi, 05 Juillet 2011 16:13 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024